bizou
1. sanana
(
03/07/2005 14:13)
refa mifanoroka ny mpifankatia dia manakipy maso foana :* . de nefa koa misy sasany toa tsy manakipy fa mahavita mifandinika be (l) sady mifanoroka ihany an! iza no tsara? :oops: refa maninn ny bandy no manokatr maso refa manoroka?;-)
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:26
2. akamatiana
(
03/07/2005 14:26)
sanana iza marina akia no tsara:wink::?: de maninn marina akia:-P:?: Tena liana be zah ijery ny valiny kle:-P:-w:-w=))=))
6. akamatiana
(
03/07/2005 15:37)
ntsooo andefasana ve njy eh :wink::wink::-*:-*, aiza ary akia ny bandy amaly an'io kozy io kle :-P
7. RockyMaivia
(
03/07/2005 15:56)
Sokafana ry se ny maso mba hahitana sipa hafa afaka hanolona ilay eo am-pelatanana ah! Le eo imolotra mantsy eh! Na koa sao tratran'ny Pauline manoroka an'i Berthine dia tsy maintsy mailo ihany koa!!!!
8. dadabe
(
03/07/2005 16:33)
20/20 lesy sakaiza a !!ekena tanteraka e:@:@
sao de mandalo bebe ,nefa zah mbola manoroka an'i akamatina (l):*(l) rey razako oo aza hitako ary aza mahita ahy :{:{:{
zah hirarah:-D:-D
pounk kely jiaby aza e(l):°)8):P
sao de mandalo bebe ,nefa zah mbola manoroka an'i akamatina (l):*(l) rey razako oo aza hitako ary aza mahita ahy :{:{:{
zah hirarah:-D:-D
pounk kely jiaby aza e(l):°)8):P
9. fasaly
(
03/07/2005 17:21)
misokatra ny maso rehefa manoroka : rehefa mihatsara velatsihy sy tsy concentré .
11. lebaba
(
03/07/2005 19:27)
za indray klou tsy manana traik'hefa am'zany de tsy manan-kambara.
:-D:-D
:-D:-D
12. akamatiana
(
03/07/2005 19:32)
ho an'isipa , mba mailo amizay , soa zah fa nahita an'reo refa mba :* de 8-) de ny ilany iany no mihetsika :-P8O
16. ds
(
04/07/2005 11:32)
Misy milaza fa rehefa mifanoroka dia :
1) miakatra ny tosi-po (fihetseham-po). Mampihena an'izay ny fanakipiana ny maso.
2) matroka na maizimaizina (flou) ny fahitana ilay orohina ka lasa ratsy. Rehefa akipy ny maso dia tsy mahita an'izay...
3) akipy ny maso mba hahafahana mifantoka tanteraka amin'ny fanorohana.
Raha ny hevitro manokana, dia tsara raha akipy ny maso. Ny antony :
1) ny molotra mifandray... dia mampiasa ny vatana (corps)
2) ny maso (mikipy) indray mampiasa ny fanahy (esprit)
Tsy maintsy miara-miasa ny vatana sy ny fanahy vao feno tanteraka ny fahafinaretana.
Sahala amin'izay koa ny firaisan'ny nofo.
Raha ny vatana fotsiny no akasokasoka, dia tsy ampy.

17. akamatiana
(
04/07/2005 11:36)
chipie1 hihihi , ka zany kou mba mailo , ny ilany mikipy d ny ilany mihiratra :-P:wink:
18. Raseman
(
04/07/2005 11:42)
Refa manao bizou de mikipy oazy ny maso e! tsy amboarina zan io fa mande oazy satria maazo "ambiance" ozy ny sasany zay.
Fa kosa misy ny sasany miiratra ny masony refa manao bizou, satria tiany ny mijery anle ataony bizou totalement heureux(se) quand ils s'embrassent.
Fa kosa misy ny sasany miiratra ny masony refa manao bizou, satria tiany ny mijery anle ataony bizou totalement heureux(se) quand ils s'embrassent.
20. akamatiana
(
04/07/2005 12:33)
de aleo kou ny sipa mbo ijery fa so de miova orera kou l bandy kle:-P