bizou

21. johan ( 04/07/2005 13:48)
efa nanandrana za, tonga de samy mivanjavanja be
fa tonga de samy mivanitika!le mankipy maso mieritraritra hoe tena i avril lavigne ty ataotaoko ty! hihihihi
22. fasaly ( 04/07/2005 14:56)
fangah i avril lavigne no tena mba an!
23. akamatiana ( 04/07/2005 15:20)
=))=)):wink:
24. mandrindra ( 04/07/2005 15:44)
zavatra natorely izany e, raha vao mivoaka ny lela dia mikipy ny maso.

firy aminareo no nanandrana?
25. akamatiana ( 04/07/2005 16:00)
mandrindra ve efa nanandrana??:-P
26. fasaly ( 04/07/2005 17:10)
otran'izao ve:*:*
27. Raseman ( 04/07/2005 17:14)
ze ataonareo re mety daholo a! na mihiratra na mikipy ny maso, refa mfankatia de zay no zava-dehibe, sa aona ozy 'nareo?
28. mira ( 04/07/2005 17:28)
amiko aloha rehefa tsy mikipy lay olona manoroka dia misy zavatra miafina ohatra hoe mety tsy dia tiany angamba lay olona horoany fa normalement tokony mikipy foana
29. niry01 ( 04/07/2005 18:23)
Tsy aleo ve mijery e , ny jamba aza tsy fidiny hahaha:P
30. akamatiana ( 04/07/2005 18:28)
niry01 manjary tsy mahazo fy kou=)):-$
31. yonikafopl ( 04/07/2005 21:58)
mira:
amiko aloha rehefa tsy mikipy lay olona manoroka dia misy zavatra miafina ohatra hoe mety tsy dia tiany angamba lay olona horoany fa normalement tokony mikipy foana


ka samy tsy tia zany nge satria tsy mikipy koa ilay iray raha mahita fa tsy mikipy ny ankilany eee

fa na mikipy na tsia, rehefa ao ilay fitiavana milay be fona io kleeee
32. zefalah ( 04/07/2005 21:58)
le hoe mikipy sy mihiratra alo amiko dia ray iany.
fa le mikipy no otrany efa voajanahary ko.
ra ny mpifankatia rehetra zay manao bisou mantsy no hisaina dia mikipy no ankamarony.
fa nena ndray mikipy tsy fidiny.
fa refa tena lava loatra le izy de miratra mora moraaaaaaaa...enao io an!!! za ty.. ay Mama zeraaa
:-D
33. fijo ( 04/07/2005 22:27)
kay ,hay ve izy io ankikipy maso e.nefa ve efa ao anaty maizina?
34. fasaly ( 05/07/2005 05:08)
o ry fijo a!

na mbola virj aza isika de ao anaty ny maizina foana kosa ve ny hanao bisou e! ka resndra atonadro be nanahary no mifanoroka de aoana zany......arehitra ihany ve ny maso????hihihi!tsy haiko alony
35. ericgael ( 05/07/2005 05:38)
mihiratra aloha @ voalohany fa vao mifampikasoka ny lela dé mikipy ôtômatik é :* .
Na @ maizina na @ mazava, fa raha mitady làlana ny tongotra dé tsy maintsy mihiratra kely an :arrow: :lol:
36. cocorie ( 05/07/2005 14:31)
Ohatsan'ny sarotsa be aky le mikipy ny ilany sao dia manontany izy f'angaha ditsoka ianao,
raha za alony dia aleoko le mihiratra e! sao mantsy izy le mikimpy iny zavatra hafa no eritreretiny, fa raha mba mihiratra mba hita eo @ masony ihany na makafy na......:}:wink:
37. akamatiana ( 05/07/2005 17:35)
cocorine hihihi ka ahiratra ne ny ilany lou eh d ra mikipy lery d akipy aingana kou , fa ra mivanjavanja lery de avanjavanja aingana kou le ray mikipy:wink:
38. ft ( 05/07/2005 17:59)
RockyMaivia:

Sokafana ry se ny maso mba hahitana sipa hafa afaka hanolona ilay eo am-pelatanana ah! Le eo imolotra mantsy eh! Na koa sao tratran'ny Pauline manoroka an'i Berthine dia tsy maintsy mailo ihany koa!!!!



=)) =)) =)) aza misy ny louz!!!
39. ft ( 05/07/2005 18:04)
mandrindra:

zavatra natorely izany e, raha vao mivoaka ny lela dia mikipy ny maso.

firy aminareo no nanandrana?



mdrrrrr!! raha azoko tsara dé vositon'lé lela ( avy any anaty an) lé maso de nikipy!! hihihi
40. sanana ( 05/07/2005 19:32)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3763