Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
notron ( 01/07/2005 13:16)
Sao de fetsy
Harivariva ny andro, manimanina ny Vadiny Rangahy. - Ndao @ zay Ramatoa fa tsy misy ankizy ange tsika androany e! - Tsy mila wa, za mbola reraka be avy naka kitay. ...Tonga ny maraina, - Tsy mba e... suite
répondu par sasa le 25/07/2005 04:48
lary ( 01/07/2005 12:47)
Aiza ny anciens LTC rehetra e!
Salama daholo e! mba te handre vaovao avy aminareo rehetra e!... suite
répondu par fijo le 22/08/2005 20:32
sanana ( 01/07/2005 12:05)
karajia
za mbo lazao vaovao ao eeeeeee za tena tsy tafa ao mintsy ve ranga:( :( :( :(:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:... suite
répondu par akamatiana le 24/07/2005 19:58
sanana ( 01/07/2005 11:36)
an-dafy
tohin'ny nen'i suesse, f'anga refa misy cas ray otran'izay de zay daoly ny manjo ny ankizy any an-dafy? mba misy ihany reo mihetska sy mikaroka etsy sy eroa. marina fa misy fotoana mety ahatsiaro t... suite
répondu par xxx le 18/09/2005 15:26
sanana ( 01/07/2005 11:27)
minànanka
atsangano ny tanan'izay mahita fa sanana minànaka:^):^):^):^):^)... suite
répondu par akamatiana le 25/07/2005 09:15
boalimena ( 01/07/2005 10:29)
mahavariana
Mahavariana ihany ny resaka politika any Madagascar any,na hoe ny antsika Malagasy é,vao avy nankalaza ny 45 taona ny fahaleovantena i Madagascar,ary voa kilasy ho isany firenena mahantra indrindra ... suite
répondu par fijo le 04/07/2005 23:34
majesty ( 01/07/2005 04:40)
route digue
Mba lasa saina ihany aho ny @ fanamboarana miseho etsy @ route digue iny,ilay lalana mantsy toa azo lazaina hoe mbola tena tsara nefa notsongisina dia nosoloina goudron ihany fa mba noheveriko ho noso... suite
répondu par fijo le 05/07/2005 22:39
nazi ( 30/06/2005 17:28)
Ra8 amin'ny fifidianana manaraka?
Manotany aho hoe mety mbola ho lany ve Ravalomanana amin'ny fifidianana manaraka? Dia ra non dia mety ny ho ireo tranainy reo ihany kou ve no mbola hiverina? Toa ho hafahafa ihany ko!!:-w:-w... suite
répondu par mandrindra le 29/07/2005 13:59
zefalah ( 30/06/2005 14:24)
resaka internet
manaona doly sika rehetra alongany. ie...vita ny fiarabana de aroso ny resaka fa mba gaga iany mantsy oa za ndray ndray hoe moa ve sika gasy mba mpandainga? maita lainga tsara soratra bedebe mintsy ... suite
répondu par sonwin le 14/07/2005 21:07
sanana ( 30/06/2005 13:43)
mangala-bady
misy ve mahasahy mikoty sy manadala olona iray efa manana ny tiany. (tena tinao be le oul nefa efa manana ny azy):-$... suite
répondu par fijo le 13/07/2005 21:59
rdjr ( 30/06/2005 13:05)
haino aman-jery
Gaga ihany aho mahita dokambarotra mandeha @ TV izay toa doka ahazoana vola fotdiny. Araka ny hitako manko dia toa indraindray toa mifanohitra amin'ny fanentanana ataony @ zavatra iray ny doka iray. ... suite
répondu par mirabel le 01/07/2005 20:31
Mifenty ( 30/06/2005 10:21)
za hiraharaha
io ramatoa le izy ah Aza tezitra i pelazy a. :-D:-D:-D:-D:-D za hiraharaha :-D:-D:-D:-D:-D... suite
répondu par akamatiana le 25/07/2005 09:17
ainaheri ( 30/06/2005 07:25)
mety ahasoa ireo veh sasany!!
T@ mbola nianatra ny taovapananahana sy ny 14eme jour de nisy ireo veh sasany tsy nivaky loha an'zany satria manampotoana ny zvdrehetra ka nefa refa tonga tokoa ny tokoa de manaonao foana izy ireny ... suite
répondu par booboo le 11/08/2005 18:11
xxx ( 29/06/2005 15:48)
Fitiavana x 2
Possible ve ny mitia olona roa amin'ny fotoana iray ? ... suite
répondu par fijo le 18/07/2005 22:27
joda ( 29/06/2005 15:38)
iza no filoha mendrika indrindra
philibert tsiranana ratsiraka didier zafy albert ra8... suite
répondu par fijo le 16/08/2005 22:42
Mimiko ( 29/06/2005 13:59)
MIANTSO VONJY
Miantso vonjy @ izay namana rehetra namomjy ny fetin'ny 26 Juin teto Berlin (Allemagne) zaho satria hadino tany ny Foto-aparaiko (Olympius/Digital). Ka sao mba nisy nahita azy ka nitondra azy nody alo... suite
répondu par Veloo le 05/08/2005 17:04
majesty ( 29/06/2005 12:55)
fa inona marina ary io
tsy hita moa ry izy mianakavy fa ny ankamaroan'ilay blague de ohatry ny manodidina eo amin'ny resaka fananahana eo daholo ka dia mba tsy isalasala koa izahay mba hitantara.Niresaka hono ireto tovovavy... suite
répondu par akamatiana le 24/07/2005 20:06
stephan ( 29/06/2005 11:45)
tsy fahasambarana no tadiaviko?
Ao amin'ny hiran'ny Ainga dia misy teny manao hoe: [b]tsy mitady olona hahasambatra ahy aho fa olona iray hotiaviko[/b]. Ahoana ny hevitrao amin'izany?... suite
répondu par fijo le 12/07/2005 22:30
ftma ( 29/06/2005 10:02)
fandraisana anjara amin'ny dinika
Asa raha voamarikareo fa lasa mivoana foana ny loha-hevitra ato amin'ny dinika, raha mba misy lohahevitra mahaliana dia mba mamaky nefa avy eo tsy misy hifadraisany intsony ny resaka, marina fa misy n... suite
répondu par mandrindra le 05/08/2005 13:40
ainaheri ( 29/06/2005 08:52)
Nahandro gasy
Mba te hahalala ny fomba fahandro gasy aho zay hainao eto d azavao ny fomba fanaovana azy raha azo atao!saotra mialo... suite
répondu par nanourand le 23/07/2005 01:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8481