resaka internet

1. zefalah ( 30/06/2005 14:24)
manaona doly sika rehetra alongany.
ie...vita ny fiarabana de aroso ny resaka
fa mba gaga iany mantsy oa za ndray ndray hoe moa ve sika gasy mba mpandainga? maita lainga tsara soratra bedebe mintsy man za refa miditra ato?
ary moa ve ny mpanao internet jiaby tsimaintsy mandainga?
ary firy aminy mpanao internet no tsy mamndainga?
de inona no tena antony mahatonga sika mandainga?
ie..manatena valiny mahafapo tsara be mintsy za ry reto a..sa aona?
good veloma doly o!!
novalian'i sonwin ny 14/07/2005 21:07
2. fasaly ( 30/06/2005 14:31)
zà tsy mpandainga....
3. nazi ( 30/06/2005 14:38)
Za kou tsy mpandainga,tsy milaza ny marina fotsiny!...
4. mandrindra ( 30/06/2005 15:12)
-izaho aloha tsy mahita hoe isika gasy dia mpandainga izany.
-inn daholo ny lainga hitan'i zefalah tato? raha tsikaritrao izany dia tonga dia handefaso hafatra izay manao izany fa izany anie no tena namana e, maitsy ny diso.
-tsy izay manao net dia tsy maintsy mandainga ny mokondohan'ny tsirairay dia samihafa daholo.
-io indray aloha tsy haiko hoe firy isanjaton'ny mpisera amin'ny net no mpitsaho
5. akamatiana ( 30/06/2005 15:23)
zefalah oh , matoa enao mahita we mandainga an , de enao zany mandainga volou , fa ra enao tsy mieritreritra hafa d tsy mpandainga enao , zah klou tsy nafantatra we kay lainga doly ny ato ??satria zah tsy nandainga , fa aleo mbo andainga zany kou:roll::roll: ra misy tombotsoa
6. ainaheri ( 30/06/2005 18:54)
Mety tsy mandainga zany ny ol ato fa ny marina rehetra tsy mba filaza!!
7. fijo ( 30/06/2005 20:34)
le izy koa anie tsy etoimasombahoaka be eto no ahitana he mandainga le olona e.rehefa miresaka aminy any ambadika ianoa vao hafaka hitsara izany fa ny eto foira be ka samy manao izay resany .
8. moi ( 01/07/2005 06:14)
manantena valiny mahafapo tsara be ianao ???
dia raha izany dia aleo atao hoe mba mampiresaka fotsiny ny eto indraindray dia asiana lainga masina kely, mba hampihomehy sy hanintona, resaka manala azy !!

Tsy aleo ve valiny MARINA no aroso, fa tsy valiny mahafinaritra ?
9. pitchou ( 01/07/2005 07:01)
rehefa resaka tena matotra kosa aloha d angamba tsy misy mandainga izany eto fa samy milaza ny ao am-pony e! fa misy kosa aloha fotoana dia le somary mihanihany no no tenaz mahafinaritra ny fo, dia omenao tsiny ve?
sady misy koa ange marina sasany tsy tsara lazaina eto fa manahirana @ namana sasany d izany ve ilazana hoe mandainga le olona ?
10. stephan ( 01/07/2005 07:16)
Inona aloha ilay atao hoe mandainga ato amin'ny net? hoe manana fiara na tsy manana sa hoe tsy manana finday na dia manana aza? ILay hoe mianatra atsy na dia tsy ao aza?
11. akamatiana ( 01/07/2005 07:35)
pitchou marina ny anao :wink:
de houno waa, le mananihany kou ve mandainga kay??
io mantsy no fanaoko ato ,:-w de mpandanga ve zany:-w
12. sanana ( 01/07/2005 10:22)
akamatina :P, raha misy ny fitsaràna ny mpananiany dia ande tsoka za.
zefa fa enao koa ve tena manazefa ny efa sanana sa aona eh? hihihi, raha misy te hahalala ny marina ny amiko d mak anà en pv fotriny izy d valiko mmalala beuh! hihihi, fa tsy eto @ sarambambéany eto no mitatata we:
SANANA no anarako lol de any @ 18 za mipetraka, de dadanay PAPA kay! hihihi
ben nan hein! hihihi
ZEFA IZA NY ANARANAO KAY?
zay:-D:-D:-D
13. akamatiana ( 01/07/2005 10:36)
sanana, avelao hitsara ze hitsara fa tsssle:wink: tsy ahalany firy:-P:-P, njy kou tena minanaka tssssss=))=))=))=))
14. agoago ( 01/07/2005 12:37)
Mampihomehy koa ilay resakareo.
Misy ny tsy mandainga mihintsy.Misy koa ny tsy milaza ny marina koa omenao tsiny ve izy ry Zefalah.Izay ny hitany fa mety aminy. Ianao no mandanjalanja hoe mba marina ve izay voalazany sy mbola ho lazainy
15. akamatiana ( 01/07/2005 13:00)
mampme ve?? kou maninn agoago tsy meme fa agoago eo fotsiny=))=))=))
16. sanana ( 01/07/2005 13:10)
17. akamatiana ( 01/07/2005 13:26)
sanana :wink: inn njay ty ary eo mou eh:-*:-P
18. welie ( 01/07/2005 17:58)
Zà tsy mandainga fa tsy miteny foutsn... :-P

sanana sy Akamatiko> Ary ny mikozy hoe BGS nefa kay mampitsambotra ahona kosa?! kay leeeeee!!! =))=))=))
19. akamatiana ( 01/07/2005 19:33)
weliko=))=))=)) mamay be waaa aleo hanohana klou fa tsss:miam::miam:
20. mirabel ( 01/07/2005 19:53)
ampandalovy ilay "detecteur de mensonges" raha tena manahirana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2338