resaka internet

41. fijo ( 04/07/2005 22:07)
za ve raha milaza fa virja dia hoe mandainga na mananihany?nefa mety marina koa io an?asa aloha fa za tsy mahay e
42. akamatiana ( 05/07/2005 14:12)
lah mou virja oh , lah tsy mandainga ka:-P
43. sasa ( 06/07/2005 12:42)
:-D:-D:-D:-D:-D virja angaha
44. welie ( 06/07/2005 20:11)
fijo> efa haiko fa virja elà ka!
Zà sy Akamatiko kou misy détecteur de virja ka! :-P
45. fijo ( 06/07/2005 20:21)
misaotra izay mino e.
avy handramo izay tsy mino e
46. akamatiana ( 06/07/2005 20:48)
weliko lol kle:wink::-P
tsisy fisorana fijo an:-P
47. fijo ( 06/07/2005 21:40)
isaorana ny hendry ka
48. dadabe ( 07/07/2005 04:53)
oadray le inona doly ary ty le
49. sasa ( 07/07/2005 04:54)
tsy aleon'lah ve lety misaotra adala toy izay misaotra hendry:-D:-D:-D:-D:-D:-D
esy aho we ry virja e
50. akamatiana ( 07/07/2005 10:21)
LoL
51. sasa ( 07/07/2005 10:37)
52. akamatiana ( 07/07/2005 11:42)
:lol:
53. sanana ( 07/07/2005 12:25)
isaorana ny henjy
d ny sanana :twisted:
lol:lol:
54. sasa ( 07/07/2005 13:54)
isaorana ny virja nisaotra ny hendry e
55. jhouhlambout ( 12/07/2005 13:15)
56. fijo ( 13/07/2005 21:28)
isaorana ny namana ka
57. sonwin ( 14/07/2005 21:07)
namana namana foana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1065