haino aman-jery

1. rdjr ( 30/06/2005 13:05)
Gaga ihany aho mahita dokambarotra mandeha @ TV izay toa doka ahazoana vola fotdiny. Araka ny hitako manko dia toa indraindray toa mifanohitra amin'ny fanentanana ataony @ zavatra iray ny doka iray.
Ohatra ilay hoe ady amin'ny sida, tsy fiarahana @ olona maro...nefa ny alefany avy eo mifanohitra amin'io fanentanana io.
novalian'i mirabel ny 01/07/2005 20:31
2. fijo ( 01/07/2005 04:41)
izay mety aminao arahana e
3. mirabel ( 01/07/2005 20:31)
zen be ange ry fijo izany e 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2036