route digue

1. majesty ( 01/07/2005 04:40)
Mba lasa saina ihany aho ny @ fanamboarana miseho etsy @ route digue iny,ilay lalana mantsy toa azo lazaina hoe mbola tena tsara nefa notsongisina dia nosoloina goudron ihany fa mba noheveriko ho nosoloina zavatra hafa,izany hoe ny teo ihany no teo nefa vola tsy toko tsy forohana zao no lany t@ io,nefa raha vao miala kely ny ville fotsiny ianao dia mbola mahita lalan-tany,dia mba manontany tena za hoe inona ary ny antony nanaovan'ny mpitondra an'io sao mba misy afaka hamaly an'io fanontaniako io ianareo.
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:39
2. fijo ( 01/07/2005 04:45)
hevitra nalaina tao amin'ny madagascar tribune omaly io.
le fanatsarana tsy ratsy fa mila aparitaka kosa le izy
3. pitchou ( 01/07/2005 06:49)
mety naheno sekosy ngamba le siràka t@ taty farany nandalo an'iny d mbô menatra ihany le filoham-pirenena gasy d tsy maintsy atao malama tsara! ho avy aty indray manko hono ingahy io
4. dadabe ( 01/07/2005 10:21)
heheh tsy maintsy manao budget a zero e
5. hery ( 02/07/2005 08:55)
zany foana ny an'ny mpitondra... ny antony ve?

Raha lalana vao amboarina tanteraka dia lafolafo kokoka (lavitra = miampy ny volan'ny transport sns..., mila aremina tanteraka sns.) koa aleo manamboatra lalana efa vita dia trongisina dia atao indray. Kelikely ny vola miasa amin'io moa ny làlana mety ho vita tsaratsara kokoa satria kely ny risque.

Ary sao dia lalan'ny camion TIKO izany amboarina izany? :-p
6. dadabe ( 02/07/2005 12:09)
:-w:-w
7. majesty ( 04/07/2005 10:05)
hery:mety hitombona ihany zany ,sady propagandy @ mandat manaraka ihany koa angamba
:?:
8. pitchou ( 04/07/2005 10:53)
ngah moa misy lalana tsy handalovan'ny camion tiko zany?:?
9. sasa ( 04/07/2005 10:56)
ny ahy le embouteillage no tena mandreraka ahy 3h ve nama no anaovana an'i talatamaty 67ha klé, raha mirava amin'ny 5h30 am 8h30 vao tonga any an-trano mandreraka faty mintsy.
10. majesty ( 04/07/2005 13:25)
sasa:mampiady mivady ve ?
sady raha manao fotoana @ sipa amin'ireny embouteillage reny tonga de voapatrapetraka tsara mintsy:)
11. johan ( 04/07/2005 13:42)
sasa> salii elaela an!
ny blem ko de lasa mande aty andraharo / ambohimanarina dodoly ny vam de aty ko embotaka mahatsiravina de @ hariva.
12. fijo ( 04/07/2005 21:36)
efa misy aloha izany ny asa dia tsara ka.amin'ny manaraka atao ny any aminareo e
13. dadabe ( 05/07/2005 03:21)
zay
14. majesty ( 05/07/2005 07:24)
fijo::D8):D:D
15. fijo ( 05/07/2005 22:39)
kozy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2354