Ra8 amin'ny fifidianana manaraka?

1. nazi ( 30/06/2005 17:28)
Manotany aho hoe mety mbola ho lany ve Ravalomanana amin'ny fifidianana manaraka? Dia ra non dia mety ny ho ireo tranainy reo ihany kou ve no mbola hiverina? Toa ho hafahafa ihany ko!!:-w:-w
2. bryan ( 30/06/2005 18:26)
mino aho fa mbola ho lanyiozy raha sitrapon'Atra e, sdy izy ange fetsy e, ny any ambanivohitra ataony miakatra kely ny sôsy dia zay, tsy miraharaha ny ety andrenivohitra izy, fa ny atambawax no be anisa eto dago, dia ampiakariny ny vidim-bokatra sns...... dia azony ny fony, fa ny teo aloha no pondro-dory tsy nahay an'izany, ny eto andrenivohitra , kekeko fa mafy ny fiainana, nefa, ppppfff telo taona nahavita izay tsy vitan'ny sasany efa ho 20 taona kosa aloha izy e? sa ahoana, iaraha-manaiky izany . dia dinihi tsara ny tohin'ny tantara fa mbola izy ihany no ho eo amin'ny fifidianana manaraka, sitraky ny avo ihany koa izany ange e?
3. Lejim ( 30/06/2005 21:35)
Iaraha-manaiky ahoana koa izany? Aiza zavatra vita eo, aiza zavatra tian'olona avy any ambanivohitra sy vokatra miakatra eo. Ny jirofonay lasa tsy nisy vidiny intsony ve sa ny la vanille nihena 1500A ny iray kilao amin'ny lena. Sa ny vary stock izay mbola lafo nefa iankinan'ny fiainan'ny vahoaka? Sa ny cafe, ny mpamboly sisa no mihinana ny azy satria efa tsy mahavidy siramamy na iray gony aza amidy? Tsy hitako izay hafetsena ananan-dravalo eo. Miala tsiny aminareo mpankafy azy.
4. fijo ( 30/06/2005 21:52)
dia aza mifidy azy e.fa izy aloha dia mbola holany ihany eeeeee
5. ravatorano ( 01/07/2005 04:40)
amiko mbola lany izy raha mbola ireo mpanao politika amin izao fotoana izao ireo no higffanandrina aminy.Marobe ny antony ary efa nisy lohahevitra nilazako ny hevitro momba izay fa singaniko eto manokana fa ny mpanao politika mpanohitra amin izao fotoana izao dia tsy mahazaka vaahoaka na ny hevitra entiny na ny efa vitanyt , ary io "passé politik" efa niainan dry zalahy io no antony faharoa.Ny fahatelo dia eo amin ny fifaninanana mihitsy dia ny fiantrehana ny fifidianana izany : ny VOLA io eh
Ingahy Ravalomanana dia manana ary mahay mapiasa izany tokoa , afaka mampiasa olona ana lina na na hetsiny hiaraka hiasa aminy hanatanteraka io fifidia&nana io ary lazaiko anareo fa mora ho azy ny ho lany satria hahenika an i madagasiara hatrany amin ny fokotany farany lavitra ny fanaovany propagandy d mba aiza ho aiza amin izany ireo milaza fa hifanena aminy ary aza hadino fa ny MFM tsy hilatsak izany fa hanohana an io rangahy io ary dia efatombony lehibe izay indrindra fa ry zareo AVI izay mivadibadi dela ireo,izay manao vazaha mody miady amin ny tim fotsiny.
Ny any aorinan ny maandat faharoa an dRavalomanan eritreretina fa raha mbola eo izy lany io.
Afaka roa taoana mihaona eh iza no mahita izay fiva
6. ravatorano ( 01/07/2005 04:42)
Afaka roa taona mihaona fa iza moa no hahalala izay fivadihan javatra tampoka mandra pahatongan izay !:?:
7. deba ( 01/07/2005 08:13)
iza oloa de mino 100pour 100 fa mbola i ra8 no eo amin'ny toerany @fifidianana manaraka eo
8. nazi ( 01/07/2005 10:57)
Mbola za ihany,MIALA tsiny amin'izay momba na tsy momba andra-8 fa mba fanotaniana ny ahy iny(bryan,Lejim).Ny an'i ravatorano:marina ilay hoe vazaha mody miady,na iza na iza no hitondra eo to i kotozafy ihany no lexis ko.
Fa mba ny hiangaviko dia mba ny hifanajan'ny vahoaka Malagasy fa aleo zay fomban'ny mpanao politika any fombany.Gasy malala
9. hery ( 02/07/2005 09:44)
Mbola ho lany aloha i Ravalo raha tsy hoe angaha tratran'ny patsa iray tsy omby vava... izay tsy impossible satria betsaka ihany ny olona maniry ny toerany.
10. fijo ( 04/07/2005 23:37)
ka eo mihintsy rahery no ahalany azy.be no mila ny toerany dia miara mibosesika ireo dia tery ny lalana.
11. kitjo ( 05/07/2005 12:33)
Za koa aloha mahatoky fa mbola ho lany izy e...

Iza moa no tsy mahalala ireo mpanohitra ireo....efa samy teo daholo ange ireo e....

Raha tsy hoe olom-baovao hafa mihitsy kanefa mety tsy hahatoky loatra ny olona fa raha samy olon tsy fantatra ihany aleo ravalo hanohy ny asany e....

Mba maro koa ange ny mandinika fa tsy voarebireby tsn ary tsy miandry miracle daholo e,...
12. nazi ( 08/07/2005 17:19)
nazi ihany,Misaotra @ fanehoan-kevitra tompoko!^:^:-$
13. fijo ( 13/07/2005 22:07)
mbola holany izy ka.ary mety mbola hitoy ny ezaka efa natomboka
14. Veloo ( 26/07/2005 17:43)
fijo a enga anie e... fa izao ry reto a.. andrimanitra no mahalala izay mahasoa any Dago.. Ka mivavaha tsara isika gasy oooooo. rehefa oy Andirmanitra i ra8 no ho eo dia tsy hanakana azy ny tsy hametrahany azy eo... otran'ny tsy tiko zany maihol (ilay pivavaka):-D:-Dizany kle
15. fijo ( 27/07/2005 22:15)
veloo an,ny raharaha mpirenena tsy misy hidiran'ny resaka andriamanitra izany.ny vahoaka no andriamanitra eo,ka izy ihany no mahita izay ataony.sy mizaka izany
16. Veloo ( 28/07/2005 18:52)
o ry fijo a tsssssssss aiza no vahoaka no hanao an'izay hataony raha tsy bitsibitsian'Atra lety a... Na inn na inn zavatra atao eto amban'ny masoandro dia eo fona Antra lety a:wink:
17. mandrindra ( 29/07/2005 13:59)
Ka inn no nataony hatarmin'izay ry veloo raha tena teo foana izy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3913