Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
lalamaria ( 23/06/2005 10:14)
kristiana sa mpivavaka fotsiny ?
Miarahaba antsika rehetra, izaho moa vao haingana ihany no niditra ho namana.Ny zavatra voamariko dia be tokoa ireo hevitra momba ny finoana kristiana voalaza ato @ forum , fa ny tena mampalahelo dia ... suite
répondu par marimarbellanda le 18/09/2005 18:40
ravatorano ( 23/06/2005 06:25)
Alain RAMAROSON élu à l'unanimité
Lors de la seconde assemblée générale qui s’est tenue hier après-midi, à l’hôtel Soimanga, à Manakambahiny, les 3 « N » ont finalisé les structures et les hommes chargés du suivi des rÃ... suite
répondu par fijo le 23/08/2005 22:07
bebeto ( 23/06/2005 05:50)
Tena fitiavana ve ny hasarotam-piaro sa aretina?
Izay tia adala fa pozina ho an'ny fitiavana ny hasarotam-piaro na ho an'ny lahy na ho an' ny vavy, misy anefa ireo tena tafahoatra ka mahatonga ay hiteny hoe: aretina izy io.... suite
répondu par fijo le 12/07/2005 21:57
lo ( 23/06/2005 04:29)
jirama
Re izao fa nahazo vola avy any am bank mondiale ny jirama, ary efa nalefa commande solika daholo io vola io (7 tapitrisa usd eo ho eo). Araky ny hevitr'isika, moa ampy hanarenana ny jirama ve izany?... suite
répondu par naej le 01/10/2005 10:22
zefalah ( 22/06/2005 20:18)
resaka vola
mandreraka be na ny mieritreritra azy aza. satria misy vehivavy dia mazoto mihintsy mandefa vola refa antanina izy de hoe: ka tiako anie io bandy io e ary nohon'ny fitiavako azy no andefasako vola ... suite
répondu par palince le 08/09/2005 09:34
fijo ( 22/06/2005 20:09)
singapor
mijery fandaharana ao amin'ny arte za io no sady mamaly eto,ka gaga fa misy fandaharana momba io tanana kely io. voalaza fa any izao dia manahy ny mptondra fa kely dia kely ny fananahana,ka mitady he... suite
répondu par fijo le 11/07/2005 22:23
kaiah ( 22/06/2005 19:11)
mam-pitokiky
hametraka hatsikana kely ny tenako dia tohizanareo mba atao miadirima ilay izy an dia mametraka koa ny manaraka avieo bitsika mangina sy ventso tsy tsaroana . satriko ritiana hoeo anilanao f... suite
répondu par sasa le 19/07/2005 05:00
Dezy ( 22/06/2005 15:14)
zay vao tany
Ty angamba tokony ho ary fa hezahana tsy asiana teny maloto Nisy bandy ,zay vao nanao sivy ambi-enina de faly be nitantara t@ bandy rehetra teo @ pompy (bandy le refa hariva de mipetraka eo zany e)sa... suite
répondu par dadabe le 12/07/2005 03:03
ari.malala ( 22/06/2005 14:09)
ireny fonksionera ireny wa an...
Nisy fonksionera 2 ony zany te handeha congé mafy de mafy fa tsy avelan'ny deba mande mintsyzany zareo fa satria oe be ny asa, de laozan'izy mitsam misento fts ao @ birao Tampoka teo de ozy le 1, ... suite
répondu par dadabe le 01/07/2005 10:36
hery ( 22/06/2005 13:24)
infogasy.net
Resaka informatika... Taorian'ny linuxmg.org izay sehatra malagasy misahana manokana ny informatika voafetra amin'ny linux dia hitako fa tsara tokoa ny ezaka ataon'ny ao amin'ny infogasy.net Ny i... suite
SOBIKA ( 22/06/2005 11:20)
ELEVES MAITRE NDRAY E
Hono wa ry zareo mba ahoana kosa ny hevitrareo mikasika ireo le eleves maitre eh!!!! zao mantsy no manitikitika nys aina! rehefa avy nampianaria sy nasaina nampianatra avy tany ambany volo be t@ kara... suite
répondu par pika le 26/08/2005 10:07
hery ( 22/06/2005 06:06)
Tokony haka droit d'auteurs? :-)
Resaka sendra nandalo tao amin'ny serasera ilay hoe tokony mba hisy droit d'auteurs ho an'ny gasy tamin'ny nampiasan'ny dreamworks ny anarana "Madagascar" tamin'ilay sarimihetsika (na sary nahetsika) ... suite
répondu par zakony le 27/09/2005 14:46
hery ( 22/06/2005 05:50)
Lava taria?
Sao dia mba misy afaka manazava ny atao hoe Lava taria kay? tsy haiko na io no fomba fanoratra azy. Ny dikany aloha azoko antsaina ihany hoe olona lava resaka be (sy manodikodin-dresaka) fa ny dikan'i... suite
répondu par fijo le 05/07/2005 00:00
fraz ( 21/06/2005 14:16)
Fanatsarana ny forum
Mba soso-kevitra fotsiny ihany ho @ fanatsarana ny forum raha mety, misy zavatra roa fotsiny : 1. Rehefa hanampy sujet vaovao , saika tsy hitako (tena marina io :D ) ary isaky ny miverina aho dia t... suite
répondu par ari.malala le 22/06/2005 14:58
ari.malala ( 21/06/2005 08:17)
Am-pitiavana be...
isy lahiantitra nipetradrery tao @ tanàna iray ony zany, de mpamboly vomaanga ingahy, de te hamboly vomanga toy ny fataony fa saingy asa mafy ity fambolena satria mila miasa teny ets... nefa le zanan... suite
répondu par dadabe le 01/07/2005 10:46
hery ( 21/06/2005 06:48)
Aza raràna ny ankizy raha...
Hira nalaza tsy tadidiko na an'iza tsara ilay hoe "Aza raràna ny ankizy raha... hanambady" hafahafa satria mbola ankizy ve dia avela hanambady sahady? :-) Fa ny tiako hahatongavana dia hoe + ny an... suite
répondu par ari.malala le 26/08/2005 12:10
xxx ( 21/06/2005 00:42)
Rencontre Sportive Malagasy (Montreal, 2 sy 3 jolay)
Miarahaba antsika rehetra, Mampahatsiahy fa ny RSM (Rencontre Sportive Malagasy dia ho tontonsaina eto Montreal ny faha-2 sy 3 Jolay ho avy izao ka manasa izay eto an-toerana sy manerany ny amerika... suite
répondu par Nelly le 22/06/2005 14:56
xxx ( 21/06/2005 00:41)
Rencontre Sportive Malagasy (Montreal, 2 sy 3 jolay)
Miarahaba antsika rehetra, Mampahatsiahy fa ny RSM (Rencontre Sportive Malagasy dia ho tontonsaina eto Montreal ny faha-2 sy 3 Jolay ho avy izao ka manasa izay eto an-toerana sy manerany ny amerika... suite
rurik ( 20/06/2005 19:13)
Tsetratsetra tsy aritra
mba gasy ihany aho fa tena maro ny fomba fiarabana tsy haiko ,mino aho fa maro koa ny tsy mahalala toa ahy ka tsy aleo ve mifampahafantatra eto e!dia samy mametraka 1isan'olona. ohatra -manahoana... suite
répondu par Bariry le 11/11/2005 21:18
Tenio ( 20/06/2005 17:43)
Ody jiro tapaka
Amin’izao fahatapahan’ny jiro matetika eto amintsika izao, ny orinasa MADA-FITAKA dia manao promotion spéciale amin’ny ordinnateur mandeha amin’ny pétrole. Misy maro isan-karazany azo isaf... suite
répondu par dadabe le 01/07/2005 10:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9564