resaka vola

1. zefalah ( 22/06/2005 20:18)
mandreraka be na ny mieritreritra azy aza.
satria misy vehivavy dia mazoto mihintsy mandefa vola
refa antanina izy de hoe: ka tiako anie io bandy io e
ary nohon'ny fitiavako azy no andefasako vola ho azy
ka gaga iany oa Za naita an'ilay fitarainana ary ambadika ary..hoe mitandrema fa misy misoloky
nefa maro @ nareo reo nefa ny mandefa vola amin'ny olona tsy ay..refa anarina amin'izay besaina..
ka hoy aho hoe: aza mitaraina e..omeo fona izy.
fa aza gaga refa angatahiny atramin'ny ainao.
ka zay izy io e...ny gasy ary mijaly..izy mandefa vola aty..manakarena ka..vola misy ny aina matanjaka
sa aona?
toizo fa olo-tianao nge izy e.
novalian'i palince ny 08/09/2005 09:34
2. fijo ( 22/06/2005 21:15)
humm misy marina izany an.
3. eh ( 23/06/2005 05:27)
izay no fanehoam-pitiavana fantany fa mety aminy tamin'ilay fotoana, tonga saina tampoka angamba fa tsy araky ny niheverany azy lasa mpisoloky tampoka ilay olona tiany!!!
4. sasa ( 23/06/2005 10:23)
:-w:-w:-w:-w
5. chipie1 ( 23/06/2005 10:51)
ary i zefalah zany nge efa mpandefa raha ny firesany e!
toizo fa olotianao nge izy e !=))=))
6. fasaly ( 23/06/2005 17:05)
zefalah: tsy hitako izay olana raha amy fo manontolo ny handefasana lay vola, izaho koa aloha malalatanana ihany ka na olotniko na tsia rehefa tratra ilay mandefa de mandefa e! fa tsy hanenenana aky io a! soa hatao levenambola, plus enao mizara plus enao mahazo.
7. zandrikely ( 23/06/2005 18:39)
martina ry fasaly a , ary aiza enao no tsy hita e , marina ilay hevitra fa tena betsaka ny manao anio
8. fijo ( 23/06/2005 20:18)
fasaly an za koa mba hizarao e
9. routa ( 24/06/2005 10:56)
fasaly>marina ny anao rehefa omena tsy hanenenana ny anampy namana aza atao raha manakatao za lou raha manana tiko hanana sy tsy hijaly ny olona e! ary tena te hanampy fa tsy afa manoatra e!.
10. zefalah ( 24/06/2005 22:02)
:D marina le evitra!

ka nohon'izany aza dia aza mitaraina ianareo refa misy mangataka vola aminareo..:wink: tonga de omeo avetrany..aza asina ..za ndray alongany efa nahazo e
mbola ahazo ko ngamba satria mbola misy fanatenana
zay mintsy no nanaovako ty sosokevitra ty..hijereko hoe mbola mizara vola ho an'ny namana ve ny olona ato

ra rasi-sika amiko manokana le izy.
amiko aleko mijery ny problemme ny fianakaviko aloa zay vao mijery ny problemme ny namako...satria amiko ny fianakaviko no ambony bony koakoa nohon'ny namako
fa aminareo ndray afa...satria ny olona dia tsy mitovy evaitra
ka de aza misaotra anareo nanome evitra anay.:D
tsara fanahy ny gasy ndray ndray. :-D
11. zefalah ( 24/06/2005 22:11)
ka nohon'izany aza dia aza mitaraina ianareo refa misy mangataka vola aminareo.. tonga de omeo avetrany
Aza asina resaka sy tafasiry eto .
raha amiko manokana aloa dia:efa nahazo aho.
ary manatena fa ahazo ndray :D zay mintsin no nanaovako ty sosokevitra ty..hijereko hoe mbola mizara vola ho an'ny namana ve ny olona ato.
Raha raisi-sika amiko manokana aloa lay izy dia zao

amiko aleko mijery ny problemme ny fianakaviko aloa zay vao mijery ny problemme ny namako...satria amiko ny fianakaviko no ambony bony koakoa nohon'ny namako
fa aminareo ndray afa...satria ny olona dia tsy mitovy evaitra.
ka de misaotra anareo nanome evitra anay.
tsara fanahy ny gasy ndray ndray.
nefa tsy mieritreritra ny ankohonany
12. dadabe ( 25/06/2005 04:11)
ary tena misaina mihitsy anie i fasaly zany e:-w:-w
13. fasaly ( 25/06/2005 09:56)
fijo:

fasaly an za koa mba hizarao e


ka mbola hitady kanja zà fijo a!
hihihi
14. fasaly ( 25/06/2005 10:02)
zefalah a!:
tsy hoe rehefa manampy ny namana de hoe tsy manampy ny fianakams akory. ny conscience no mitondra an'io.
sady mba fantatra ihany koa anie lay olona raha hoe hisoloky na handataka fotsiny e! alaivo amy place-nao fotsiny zao; raha hatao hoe enao lay mangataka kanefa tsy mpanome mintsy nefa enao anaty ny fahasahiranana de eritrereto amizany tsy hampalahelo be ve enao. afaka manampy olona ankoatra ny fianakaviana fa mis litmite-ny e! azon'i toi ve....
15. fasaly ( 25/06/2005 10:04)
ahitsiko an! tsy misy mpanome mihintsy no tiko lazaina etsy ambony zefalah a!
16. mishou ( 26/06/2005 00:08)
zefalah> volan'élà angah no nangatahany omeny olona no toa sahirana be @ zzay hanaovany ny volany élà sa ela koa te hahazo, mangataha lesy an.
Tsy mba hoe deraina ianao @ fahatsoram-ponao fa na dia vehivavy tokony hangata-bola aza ianao (araka ny eritreritraoio fa za manokana tsy manaiky an'izany hevitra izany) de ianao indray ity no mizara, ny lanitra anie hamaly soa ny vitanao fa tsy voavalin'ny olona izany

Aleo rangahy ny olona hiaina @ fiainana fa aza hanokafanao size (raha misy reglemeny de compte nareo sy izy de vitao manokana any ) fa aza eto @ hitam-bahoaka eto no mampiseho fa mpitsikera fiainan'olona no mba fialam-bolinao:-P
17. dadabe ( 26/06/2005 08:42)
ny ahy le miditra@ aferan'olona ity tsy de voako lotra kle
18. zefalah ( 26/06/2005 09:27)
mishou>> aiva tsy za rery no tsy mahay teny gasy e..
hahahahaha :-D za nga nitsikera fiainan'olona?>
za manambara ny zav-misy ary manambara ny evitro ranga ty a..zay no evitro de atao aonna ary?
niteny se hoe avelao ny olona anao ny fiainany

azafady alo ra mishou fa tsy nisy nanakana anao tsy hizara vola aminy namanao mihintsy...za tsy niteny hoe zarao na aza zarao..fa volanao io ary zo anao ny manao ze tianao atao.. omeo ny namana..omeo ny akama
ataovy ny fiainanao..fa za tsy nandrara mihintsy hoe aza atao zany..vavakisoa misy sira io e..tompony anana azy..
aoka aza le resaka.
hoe aseo-ko eto mihintsy fa mpitsikera fiainan'olona aho?
Mialatsiny aminy be sy ny maro satria za tonga ato manambara ny evitro fotsiny...ary tsy mpiditra @ fiainan'olona. mazava be ngamba zay.
19. zefalah ( 26/06/2005 09:30)
fasaly> mety anie le izy e !! fa nena manokana oa.
ra hianampy olona afaka aho aleko manampy ny fianakaviko alo...
NY AHY MANOKANA RETOPOKOOOOOOOOOOOO
tsy aiko na mba azonareo ny tiako lazaina na tsia.
:(
20. fasaly ( 26/06/2005 12:09)
zefalah:
non! zà mi contre ny hevitry toi anie e! fa maneho ny hevitrao ianao de mba nilaza ny ahy koa zà ka!
hevitra ampiadiana anie ny ato e! de zay tsara no mety raisina ok!;.... amzay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.129