infogasy.net

1. hery ( 22/06/2005 13:24)
Resaka informatika...
Taorian'ny linuxmg.org izay sehatra malagasy misahana manokana ny informatika voafetra amin'ny linux dia hitako fa tsara tokoa ny ezaka ataon'ny ao amin'ny infogasy.net

Ny infogasy.net mantsy dia tsy informatika natao ho an'ny informatisianina ihany... fa informatika natao ho an'ny rehetra. Manomboka hatramin'ny fampianarana fototra ka hatrany amin'ny resaky ny ngeza (tsy takatry ny loha).

Dia vangivangio ao sao mahaliana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3992