Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
suesse ( 26/06/2005 10:19)
Maika ery ho any an-dafy
Maiaka ery ity ra-zandry fa ho any andafy hono tsy fantany mantsy hoe inona no miandry azy any! Lasa soa amantsara tsisy olana rehefa tonga tany anefa dia vaky nitaraina fa hoe henjana be ny fihainan... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2005 22:38
hps ( 25/06/2005 19:25)
Athlétisme
Tsy dia fantatro loatra na isika namana no tsy mankafy ity taranja 1 ity, na varimbariana @ zavatra hafa.Anisan'ny zavambaovao teo @ champ.teto dago zao ilay mpitari-posy avy aty Bira iny izay nanamon... tohiny
novalian'i hps ny 17/07/2005 16:20
isrine ( 25/06/2005 17:51)
Lehilahy te-hobevohoka....
Manakory aby indray e! Gaga za rehefa naheno fa misy lehilahy te-hobevohoka. Ianareo lehilahy eto ve misy toa an'izany? Raha eny, de inona no antony e? Veloma e.... tohiny
hery ( 25/06/2005 14:36)
Flickr... sao mbola tsy fantatrao
Ny flickr www.flickr.com dia toerana malalaka ahazoana mitahiry sary. Raha manana compte maimaimpoana ianao dia misy fetra 20MB ny habe-n'ny sary azo alefa isambolana... rehefa tapitra ny volana dia a... tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2005 07:28
mishou ( 25/06/2005 14:03)
andao hilalao kely indray e!
1° inona ny atao ampidirina ny elefanta ao anaty frigo @ fihetsika in -3 2° ahoana no ampidirana ny zirafy ao anatin'ny frigo @ fihetsika in -4 3° nanao fivoriam-be hono ny liona ny biby rehe... tohiny
mishou ( 25/06/2005 09:35)
mitady olona mipetraka any barcelone espagne
TSY MANANIHANY ITY AN Mikasa andeha ho any bercelon espagne aho ny 02/07 ka hatr@ 07/07 de sao dia mba misy namana gasy afaka mampiantrano fa hiaraha- mahalala ny hofan'ny hotely nefa za tsy misy olo... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 20:27
welie ( 25/06/2005 09:13)
Tratry ny Hasaramanitra ooo!!!
Zay ihany ka! Dia manova fety be daholo aza ooo!... tohiny
novalian'i fijo ny 28/06/2005 22:24
Mifenty ( 24/06/2005 22:02)
Azon'i dadabe ny koupy...
Efa ho ora sy minitra maromaro izao raha voamarika fa nitana ny laharana voalohany am Hit des bizoroka i Dadabe Jejo ery nenao lahy, jefitra ery ny anao vavy. Fa nisy inn no i lery lou no na... tohiny
ainaheri ( 24/06/2005 15:53)
Tombatombana
Raha mahita olona iray ianao inona ny zvtr tsy zakanao aminy ;ny fihetsiny sa ny fitafiny sa ny fomba fiteniny na dia tsy itanao akory aza lay olona fa ny feony no henonao??... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 21:17
ainaheri ( 24/06/2005 15:51)
Hatezerana
Inona ny teny voateninao voalohany raha tezitra ianao??:evil::twisted:... tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 05:02
jennylove ( 24/06/2005 13:19)
mitady akana eto TANA
(l)miarahaba anao ny tenako.misaotra anao namaky ny ventso²poko.Tena mila namana tokoa izaho raha METY DIA AVY ETO TANA izao no nataoko mba azoako mifandray @ tanora toa ahy afahana mifampizara hevit... tohiny
novalian'i fijo ny 25/07/2005 22:11
routa ( 24/06/2005 09:16)
mba mangataka aho hoe ahoana ny manao BOUDINA kay?
very fotsiny ilay mofo dipaina manko de mitady hevitra mba hahalany azy e,de misaotra anareo rehetra .... tohiny
novalian'i bichette ny 07/07/2005 09:18
ainaheri ( 24/06/2005 06:24)
Avis de recherche
Za mba mitady olona avy ao Anivorano Brickaville ra misy ato !!... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:51
vegas ( 23/06/2005 22:15)
avia sa avanana?
aiza no manavanana an'lisany: tanana ankavia sa tanana ankavanana?... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 21:11
hery ( 23/06/2005 19:15)
Sary kely
Ho an'ireo izay tsy mandeha ny sary kely dia http://fanovana.blogspot.com/2005/06/fampiasana-sary-kely.html fa napetrako ao daholo ny fomba atao rehefa tsy mandeha ilay click.... tohiny
bako ( 23/06/2005 17:36)
Tena very ny maha malagasy raha vao tonga aty an- dafy
marary b ny foko fa tena miova ny toetsain-tsika raha vao mipetraka aty fa very daholo ny fanabeazana azo tany.... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 22:12
xxx ( 23/06/2005 17:03)
Miaraka amin'ny vadin'olona
Resaka vavolombelona ity... misy angamba amintsika ato miaraka amin'ny vadin'olona, na efa manambady fa minia miaraka amin'olona hafa. Manana ny antony hanaovana an'izany ireny olona ireny kanefa tsy ... tohiny
Raseman ( 23/06/2005 15:59)
(Raikely na Renikely) sy ny Zanaka tsy naterany?
Indraindray, eny matetika mihintsy aza no tsy mifankahazo am-po ny zaza iray sy ny renikeliny na ny raikeliny, hany ka miteraka korontana foana eo anivon'ny tokantrano izany, inona ary no tena anton'i... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2005 20:24
sanana ( 23/06/2005 12:53)
tri de déchets
mety hety ampiarina any madà ve ny resaka fanavahana ny razory? (tri)? satria io paika ray io dia tena économique no mitandro ny tontolo iainana, ny resaka tri dia tsy voatery ho recyclage industri... tohiny
novalian'i palince ny 22/09/2005 09:03
sanana ( 23/06/2005 12:48)
mbo tandriy ihany izy io an!
gaga za fa toa tsy dia misy resak firy eto? za mbo manontany izay any madà hoe manao ahoana zao ny fandehan'ny zordira ao tanà? mbola misy v ny mivangongo be etsy sy eroa sa efa voaandona tsara izy... tohiny
novalian'i kally ny 07/08/2005 09:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0882