Avis de recherche

1. ainaheri ( 24/06/2005 06:24)
Za mba mitady olona avy ao Anivorano Brickaville ra misy ato !!
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:51
2. Mike ( 24/06/2005 17:12)
za alo tsy oe avy any fa tena pakany fona za t@ mbola tany dago sady mbola feno oul fantatro any zao . Fa Ainahery nga avy any?
3. Mike ( 24/06/2005 17:18)
za alo tsy oe avy any fa tena pakany fona za t@ mbola tany dago sady mbola feno oul fantatro any zao . Fa Ainahery nga avy any?
4. ainaheri ( 27/06/2005 09:38)
Za tsy avy any ry Mike fa ny Rad nay no manana tany any efa folo taona zay no tsy nandalovako tany ny zava baovao any ngamba tsy fantatro tsony ny ol ao tsy dia mahalala firy aho fa vitsivitsy ihany ary ianao iza no fantatrao tao ary taiza ny faritra nisy anareo d iza ianao fa anontaniako olona fa mety fantany!!
5. fijo ( 28/06/2005 04:37)
le tanana tiako fa tsy misy haiko any ko
6. pitchou ( 28/06/2005 07:04)
mahagaga ahy zany hoe tsy misy hain'i fijo izany any!!!! any tôkou le mpanao betsa?
andranonamalona mety @ i ainaheri? sa barikadimy?
7. fijo ( 28/06/2005 22:11)
betsa????za tsy tia betsa kle
8. dadabe ( 29/06/2005 03:14)
pitchou a barikadimy anie any tamatave e
ainaheri zah ,mahalala olona betsaka any fa ahona klou e,hatraty @ SIRAMA ka hatrany anivorano brickaville,de efa nilomano tao @ ranond-drasoa be sy rasoa masay he he he
9. fijo ( 29/06/2005 04:00)
ary rasoa mahavonjy
10. pitchou ( 29/06/2005 14:17)
hay tsy barikadimy le any kay moa fa damizana fito!!!
11. fijo ( 29/06/2005 19:56)
kay le izany ve tsy hampatory an tatatra
12. pitchou ( 30/06/2005 06:19)
fandriana b d b io lesy ko any an-tatatra elà no hitsotra!
13. ari.malala ( 30/06/2005 09:37)
:-D:-D:-D:-D:-D
14. fijo ( 30/06/2005 20:23)
damizana kosa ve ko
15. pitchou ( 01/07/2005 06:28)
fihimpihino mandra-pahatonga any an-trano lesy d any elà vao mitolona azy a!
16. fijo ( 04/07/2005 21:46)
efa fihinina foana ve mbola hotoomina koa avy eo le.
17. dadabe ( 09/07/2005 03:42)
oadray le lasa damizana njay hono tssssssss8):@:@:@
18. fijo ( 09/07/2005 22:51)
za aza mbo gaga ko
19. dadabe ( 10/07/2005 12:31)
:^):^)
20. fijo ( 11/07/2005 22:24)
loza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5534