Hatezerana
1. ainaheri
(
24/06/2005 15:51)
Inona ny teny voateninao voalohany raha tezitra
ianao??:evil::twisted:
ianao??:evil::twisted:
novalian'i fijo ny 26/07/2005 05:02
6. mishou
(
24/06/2005 20:51)
ary ny anao ry ainaheri mba inona
ny hy aloha raha tena tezitra aho de izay mahatezitra ahy no lazaiko hoe maninona raha tsy manao an'izany e
na tsy miteny aho fa aza tratrako @ point faible fa averiko tsara ilay fihetsika nahatezitra ahy iny de henony tsara hoe tsy mampihomehy ange ny zavatra nataony:wink::-P

8. maditra
(
25/06/2005 02:18)
betsaka be ny ahy: shit, merde, tssssss, damn, manafo ireto, .... hahahahaha,
12. mishou
(
25/06/2005 23:50)
bedada> refa tezitra hono lery de :lol: fa tsy:evil:
ohatran'ny tsy hitako ery le mampiseho an'io foana foana:-D:-D:-D :-P
ohatran'ny tsy hitako ery le mampiseho an'io foana foana:-D:-D:-D :-P
13. akamatiana
(
26/06/2005 00:19)
dadabe:twisted: tsssss efa we feo kajajaka d zany tsy ikoziko refa tezitra fa so de lasa feona saboketra kle:P=))
18. mandrindra
(
27/06/2005 14:09)
arakaraka ny olona mahatezitra no fiaingan'ilay teny mivoaka voalohany ,
raha samy bandy dia tonga dia hoe ki an'ny maman'ity ohatra
raha samy bandy dia tonga dia hoe ki an'ny maman'ity ohatra
19. fijo
(
28/06/2005 04:34)
akamatiana za izao tezitra amindry dia iny ary ny andry:* mazava?
za koa toa an'i kally.aleoko tsy miteny fa miala
za koa toa an'i kally.aleoko tsy miteny fa miala
20. akamatiana
(
28/06/2005 05:11)
fijo anjayyy fa maninn lah tezitra aminah:roll: iny kou nen'lah ary eh:wink::*