Hatezerana
22. fijo
(
28/06/2005 22:10)
(lari malala ndry vinitra be ko.
akamatiana handefasako hafa eo indray an.(l) iny koa ny toraka fo ary
akamatiana handefasako hafa eo indray an.(l) iny koa ny toraka fo ary
25. ari.malala
(
29/06/2005 05:45)
fijo> za wa tsy vinitra zany fa tsy mahateny tsy mahavolana fts za fa avy d lasa mandeha de avyeo za mitomany de marary b @zay refaveo! za nga mba mahazo tezitra izany!
27. akamatiana
(
29/06/2005 20:16)
fijo wajay kou kou mahay mitoraka kle(l) any zany:wink: tsss
dadabe ahan fa nga lah efa tezitra taminah?? iny ary:-*:-*:-*:-*:-*
dadabe ahan fa nga lah efa tezitra taminah?? iny ary:-*:-*:-*:-*:-*
28. booboo
(
29/06/2005 20:47)
fijo>aaa mahazo tezitra kah! fihetsem-po ohatra ny hafa ihany io mila havoaka @ fotoany.
31. sahouly
(
30/06/2005 13:36)
rehefa tezitra be> tsy mahateny, mitomany. fa raha mboal tezitra antoniny fotsiny dia mahazo kabary tsy valiana zay eo fa tsy tenin-dratsy kosa aloha e!
33. pitchou
(
01/07/2005 09:33)
zà alopu rehefa tena tezitra d tsy miteny fa lasa e! fa tsy sahy manatona ahy intsony izay nahatezitra ahy teo! d raha misy varavarana akapoka moa eo d hionzongozona ny trano! fa raha tezitezitra fotsiny, izany hoe le hatezerana tsy tazomina ireny d blabla bla bla be tsisy andaharana
34. sahouly
(
01/07/2005 14:03)
:-D:-D:-Dpitchou> katandremo ary tsisy horaisina intsony ny varavarana raha izany!!!!
35. akamatiana
(
01/07/2005 15:13)
inn le an'i sipa matetika fijo??
tena tsy azo ankekezina mitsy njy zany kale:wink:
tena tsy azo ankekezina mitsy njy zany kale:wink:
37. fijo
(
04/07/2005 21:46)
akamatiana ,le mitomany ny an'ny sipa matetika.
pitchou ,aoka fa lafo anie ny varavarana e.
pitchou ,aoka fa lafo anie ny varavarana e.
40. fijo
(
05/07/2005 22:44)
mody role indray akamatiana an.
nefa i ari tsy miafina fa mitsotrahummm ao fafako ny ranomaosnao lala o
nefa i ari tsy miafina fa mitsotrahummm ao fafako ny ranomaosnao lala o