Lehilahy te-hobevohoka....

1. isrine ( 25/06/2005 17:51)
Manakory aby indray e!
Gaga za rehefa naheno fa misy lehilahy te-hobevohoka. Ianareo lehilahy eto ve misy toa an'izany? Raha eny, de inona no antony e?
Veloma e.
2. dadabe ( 25/06/2005 18:33)
isrine salut !!njy ve klou le any liban e

fa le hoe lehilahy te ho bevoka de :-@:-@ ca va pas non !!manohitra an'Andriamanitra izany e,efa natao ho lhl ve de mbola mitomany ho vavy
3. maditra ( 26/06/2005 04:50)
Otran'ny hoe n'importe quoi izany ilay izy fa mety marina ihany ny fisiany. Fa raha zah aloha, dia non sy jamais no valiny e, ny vehivavy no nomena an'izany fahafahana hiteraka izany.
4. STONG ( 26/06/2005 21:58)
paka za kle=))=))=))=))
5. isrine ( 27/06/2005 05:38)
Mba resaka henoko ilay izy ry zalahy ireto dia anontaniako hoe , misy toy izany ve ny lehilahy eto @ namana?
Raha ny henoko manko, ny antony mampaniry ny lehilahy ho bevohoko dia mba te-hahazo conge de maternite, zany hoe : hakamoana ny hiasa @ ankapobeny.
Hihihi......
6. hery ( 27/06/2005 06:31)
raisina amin'ny lafiny pozitifa :-p

Hitan'ny lehilahy sasany mijaly mafy loatra ny vehivavy... indrindra rehefa miteraka. Ka ny lehilahy dia mba te handray anjara amin'izany fijalian'ny vehivavy izany. Enta-njarai-mora zaka hoy ny fitenenana. Hadalàna ve izany?
7. sanana ( 27/06/2005 10:47)
8-)8-)
8. deghany ( 27/06/2005 11:09)
tena tsy te handray anjara @zany kosa alou le bandy e!!! le natao didimpôtra kou nge ka degany beeeeeeeeee!!!!! narary iny an!!!!!!!!!! hiteraka @ aona ary!! heheheheh
9. mandrindra ( 27/06/2005 13:48)
behohoka hono ralehilahy, dia ho avoakany avy aiza ilay zaza ao ankibony.:twisted:
10. isrine ( 28/06/2005 13:23)
Mandrindra: mbola tsy fantatra na hivoaka aiza ny zaza, mety ho @ vavan'ilay lehilahy; fa faniriana ny azy e.
Hery: raha izaho manokana aloha dia manohana ilay hoe: lehilahy hitondra vohoka, satria maivamaivana ny tena vehivavy à izay.
Misy ny lehilahy mitomany rehefa mahita ny vadiny eo ampiterahana.
Misy ny lehilahy manararaotra ny vadiny miteraka dia maka conge, nefa manao RAMI fa tsy mijanona ao antrano akory ilay lehilahy.
Misy ny lehilahy misotro toaka fa faly nahazo taranaka dia mamo tampina.
11. fijo ( 29/06/2005 04:28)
ka izay ny lehilahy ko
12. fasaly ( 29/06/2005 14:08)
message

dadabe
misy lhl te ho bevohoka ka , ireny homosexuel ireny izao

dadabe:

isrine salut !!njy ve klou le any liban e

fa le hoe lehilahy te ho bevoka de :-@:-@ ca va pas non !!manohitra an'Andriamanitra izany e,efa natao ho lhl ve de mbola mitomany ho vavy



13. fijo ( 29/06/2005 21:08)
dia ahoana hozy fasaly e
14. fasaly ( 30/06/2005 07:03)
hozy ko hoe wa! misy lahilay te ho bevohoka ary tena marina fa ny homosexuel ireny ka! fa indrisy tsy afaka nibopntsina de manjary manao zazakely antsisiny e!
15. ainaheri ( 30/06/2005 19:17)
Za ndray aloha tsy miditra @ zany ee aiza za zany no sady hifofotra no hively vy !!
16. fijo ( 30/06/2005 21:44)
hi hi hi marina letsy izany kle.
17. majesty ( 01/07/2005 05:07)
:?::?::?:
18. isrine ( 03/07/2005 08:39)
Mba te-hitovy zo @ vehivavy ianareo e, tsara rehefa mahay manetry tena.
19. Kintanakely ( 03/07/2005 09:14)
Raha misy lehilahy te-hiteraka any de mba asaivo tapahany tanteraka aloha izy telo lahy :wink: fa tsy mety raha mbola eo iny. Toa tsy hety ny fiterahana raha eo iny sa sao manao asa roa.
20. fasaly ( 03/07/2005 09:27)
an an an !
afaka didina eo amin'ny kibo ambany ka!
aleo zareo ho bevohoka rah ho te: mba hilanja ny 9 volana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3918