andao hilalao kely indray e!
1. mishou
(
25/06/2005 14:03)
1° inona ny atao ampidirina ny elefanta ao anaty frigo @ fihetsika in -3
2° ahoana no ampidirana ny zirafy ao anatin'ny frigo @ fihetsika in -4
3° nanao fivoriam-be hono ny liona ny biby rehetra de iza no tsy tonga ary o, de fa naninona
mahazo biz'oroka izay mahavaly fanontaniana na iray fotsiny aza , de biz'oroka 3 raha mahvaly azy 3, 4 moa zany fa misy zana-panontaniana io @ faha3 io

novalian'i akamatiana ny 24/07/2005 20:07
2. dadabe
(
25/06/2005 14:14)
mishou > ka ny ahy ny bizouroka efa be kle:@:@
fa na zany aza :-@:-@:-@ impossible kousa e
fa na zany aza :-@:-@:-@ impossible kousa e
3. mishou
(
25/06/2005 15:12)
hi hi hi, ka omeko foana élà raha tia e, sa tsy tia ny avy aty amiko, omeko an'i sasa lesy ny anjaran'la raha tsy tian'la an, possible fa tadiavo lesy an
4. Mifenty
(
25/06/2005 15:29)
Valiko ramatoa de amzay sady tsy lasan'i sasa no miahaka eo i dadabe a
1) sokafana ny varavaran'ny vata fapangatsiahina
2) atsofoka ny elefanta
3) idina ny varavaran'ny vata fapangatsiahana
5) sokafana ny varavaran'ny vata fapangatsiahana
6) avoaka ny elefanta
7) atsofoka ny zirafy
8) idina ny varavaran'ny vata fapangatsiahina
9)ny ziravy no tsy tonga fa ngamba zay kongélé ary anann ary kle
10) firy ny bizoroka azo le.
Tratra ela radada fa ataovy tsara le
:-D

5. hery
(
25/06/2005 16:03)
4. Ny zirafy sy ny elefanta no tsy tonga satria ny zirafy conzélé moua ny elefanta voan'ny gripa fa nangatsiaka loatra tao amin'ny frigo.
6. dadabe
(
25/06/2005 17:33)
:-@:-@:-@zany ve tsy impossible e,jereo ny dimension ny frigo sy sy ny elefanta tssssssssss:@:@
bebe oo aiza enao fa tadavin'ny sasany aodina YONIKA=VADIKO mikitiha an'iny eo raha tsy .........:-w
bebe oo aiza enao fa tadavin'ny sasany aodina YONIKA=VADIKO mikitiha an'iny eo raha tsy .........:-w
7. akamatiana
(
25/06/2005 19:46)
dadabe =))=))=)) vadin'lah taiza ranjokinay kle, lah nga efa nangataka azy sa efa tany am'lah izy he he he he , alefaso klou le zvt zay lah vo mikozy weee vadin'lah izy kle , sady lah to tena be oulon'tina ato an:-w:-w:-w
8. cutie
(
25/06/2005 22:42)
maty bedada kle.:-w:-w:-w
Za kou manamafy ny tenin'i akama a.. Le zokinay iny wa mba tanjemo kely fa so de wink::wink:
Za kou manamafy ny tenin'i akama a.. Le zokinay iny wa mba tanjemo kely fa so de wink::wink:
10. mishou
(
25/06/2005 23:33)
bedada> asio tapi-maso malaky2 kaloungany e
élà koa lesy,ze frigo omba azy no ampidirana azy koa iny indray
mifenty> marani-tsaina elà an, frigo le izy fa tsy congélo ka tsy hivaingina tao lery akory. Mahazo biz'oroka ialahy fa 4 ihany lesy fa tsy hoe 9 na dia hoe tiako omen'ialahy daholo izay biz'oroka :*hananako ao, tsy haharesy an'i bedada élà
hery> tonga ny elefanta fa tafavoaka soa man-tsara ka fa ny zirafy ihany no adino tao anaty vata

11. akamatiana
(
25/06/2005 23:48)
mishou hihihih:P fa nga na tapenana ny masoko tsy mahita reo oul-tiny bobaka be ato reo kle:roll::-$
14. cutie
(
25/06/2005 23:59)
akamatiana, tena mila fandinihina ty , aleo mitsy alou :@:@:@:@
=))=))=))=))
=))=))=))=))
15. akamatiana
(
26/06/2005 00:03)
cutie efa we aza:@:@:@ wa njiko fa tssssleee , zo njy lasa manadino=))=))=))
18. dadabe
(
26/06/2005 07:53)
Lohateny : Re : andao hilalao kely indray e!
akamatiana, tena mila fandinihina ty , aleo mitsy alou
weeeeeeeeeeeeee manamaina a:@:@:@
akamatiana ao fa omeko elefanta sy zirafy ary frigo njy
mishou zany ve tsy resaka efa vitanareo tany antrno kle
aiza ve de tonga de marina raha vao mamaly lery tssssssssss aza hivarotana saka be loha rangah zay a:@:@:@