mitady akana eto TANA

1. jennylove ( 24/06/2005 13:19)
(l)miarahaba anao ny tenako.misaotra anao namaky ny ventso²poko.Tena mila namana tokoa izaho raha METY DIA AVY ETO TANA izao no nataoko mba azoako mifandray @ tanora toa ahy afahana mifampizara hevitra na mifamaha olana ra toa ka liana @ izany ianao dia misaotra anao sahady ny mamaly ahy dia manao veloma vetivety indray ny tenako.Jennylove
novalian'i fijo ny 25/07/2005 22:11
2. ari.malala ( 24/06/2005 13:20)
manahoana! d in no azo ifampizarana aray ê!
3. jennylove ( 24/06/2005 13:28)
be dia be no azo ifampizaraina ohatra hoe fa maninona no rehefa ny vehivavy no zokin'ny lehilahy dia tsy mety fa anga tena masosotra be ra zokin'ny lehilahy ny vavy?izaho mantsy tratran'izany dia tsy hitako izay atao
4. jennylove ( 24/06/2005 13:32)
be dia be no azo ifampizaraina ohatra hoe fa maninona no rehefa ny vehivavy no zokin\'ny lehilahy dia tsy mety fa anga tena masosotra be ra zokin\'ny lehilahy ny vavy?izaho mantsy tratran\'izany dia tsy hitako izay atao
5. mandrindra ( 24/06/2005 13:51)
tsy ny taona no ampiadiana sy ampifandraisana fa ny fo e.
6. stephan ( 25/06/2005 09:31)
Ka mifanentana ve aloha ianareo aloha?
7. dadabe ( 25/06/2005 09:41)
fa jennylove ve klou lah sa vavy ?? de mitady namana lahy sa vavy? sa izy 2 mitambatra ?de namana avy aiza??de manodidina ny firy taona ?ary maninona no tonga dia mitaraina avy hatrany??mba valio fa zany no maha namana ny namana ,ary izay kely fantako no omeko anao!!
8. mishou ( 25/06/2005 09:53)
bedada> koa angah fady ny mitaraina avy hatrany

za kalongany tsy d'accord @ le lelahy zandrin'ny le vehivavy fa efa nieritreritra toy izay aho fa aller voir @ izay @ fiainana, fa ny feeling ilay lélà hafa ny an'ilay vehivavy hafa, le vehivavy @ io dépassée be satria ny vehivavy malaky matotra ara-tsaina noho ny lehilahy. Sady refa misy adidy sy ny tariny de ilay vevavy no mieritreritra izay satria izy matotra lavitra fa refa hitaky zo de lelà tsy manaiky fa izy hono no loham-pianakaviana de sady izy mieritreritra foana fa ianao vevavy miseho milay satria zokiny sns e;
lavabe fa de andramo refa mbola tsy nahita de ampio ny temoignage ko rehefa afaka fotoana fohy ihany
9. dadabe ( 25/06/2005 10:07)
hummmmmm!!:-w:-w marina ve zany ry mishou?
bedada> koa angah fady ny mitaraina avy hatrany

tsy fady fa zah anie manotany e:cry:
10. fasaly ( 26/06/2005 11:54)
mishou:

bedada> koa angah fady ny mitaraina avy hatrany

za kalongany tsy d'accord @ le lelahy zandrin'ny le vehivavy fa efa nieritreritra toy izay aho fa aller voir @ izay @ fiainana, fa ny feeling ilay lélà hafa ny an'ilay vehivavy hafa, le vehivavy @ io dépassée be satria ny vehivavy malaky matotra ara-tsaina noho ny lehilahy. Sady refa misy adidy sy ny tariny de ilay vevavy no mieritreritra izay satria izy matotra lavitra fa refa hitaky zo de lelà tsy manaiky fa izy hono no loham-pianakaviana de sady izy mieritreritra foana fa ianao vevavy miseho milay satria zokiny sns e;
lavabe fa de andramo refa mbola tsy nahita de ampio ny temoignage ko rehefa afaka fotoana fohy ihany


koa raha ohatra koa anie tsy mitovitovy feeling hatreny ampiandohàna de aleo tsy mivady e! fa matoa miaraka sy nivady de misty points nitovizana tao nampiray ilay mpivady, fa le vehivavy zokiny tsy olana iny rehefa mifankatia sy mifanaja tsara fotsiny, raha ilay lehilahy tsy matotra nefa le sipa matotra de vao maika tsara fa mifameno anie e! rehefa mandeha tsara ftosiny lay fiainana ny couple de izay no zava dehibe. sady toa lasa lamaody indry koa anie ity vehivavy zokiny ity e!
11. dadabe ( 26/06/2005 15:57)
zao anie zareo e,le mandritra ny fifampisipana dia efa hita taratra hoe mifanaraka ny onjan'izy 2 na tsia ,fa rehefa tsy mifanaraka na zandriny io na zookiny tsy raikitra foana io e. Ary raha mmifanaraka io ,tsy misy mahasakana izany fitiavana izany.Misy ilay ohabolana vahiny manao hoe "L'amour n' a pas de frontiere"
tsy misy nahasakan ny fitiavana ,rehefa mifankatia izy aleo izy hiaraka
12. coolman ( 27/06/2005 00:47)
za kounkou mba manotany an'i jennylove.
mitovy an'le fanotaniana dadabe ihany
:@:@:@ sady asiana setroka ihany alou!
13. coolman ( 27/06/2005 00:48)
za kounkou mba manotany an'i jennylove.
mitovy an'le fanotaniana dadabe ihany
:@:@:@ sady asiana setroka ihany alou!
14. coolman ( 27/06/2005 00:50)
za kounkou mba manotany an'i jennylove.
mitovy an'le fanotaniana dadabe ihany
:@:@:@ sady asiana setroka ihany alou!
15. coolman ( 27/06/2005 00:52)
za kounkou mba manotany an'i jennylove.
mitovy an'le fanotaniana dadabe ihany
:@:@:@ sady asiana setroka ihany alou!
16. coolman ( 27/06/2005 00:54)
za kounkou mba manotany an'i jennylove.
mitovy an'le fanotaniana dadabe ihany
:@:@:@ sady asiana setroka ihany alou!
17. dadabe ( 27/06/2005 08:09)
coolman manja less e:@:@:@:@:@:@:@:@
18. fijo ( 27/06/2005 23:27)
coolman ary tia difotra sahady ela le.
jenny an arakaray io fa tsy misy hoe mety na tsia izany.arakaraky ny fifandraisana ao ihany io
19. ledada ( 28/06/2005 08:32)
Miarahaba anao, dia faly mandray anao ho namana hifanoratana za zany, dia manentanan anao araka izany mba hifampizara izay azo ifampizarana reetra, ary hifanampy raha mbola misy koa ny azo ifanampiana.
valio....


20. stephan ( 28/06/2005 09:09)
Za rangahy efa nahita mpivady ny vavy no zokiny. T@ voalohany no hoe nihodina ihany rangahy fa rehefa avy eo mifanaraka tsara ihany sady matotra tsara ny fiarahana a! Fahaiza-mifanaraka ihany io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5928