mitady akana eto TANA

41. ericgael ( 05/07/2005 04:55)
8-):^):/^:^
42. dadabe ( 05/07/2005 10:06)
fa ahona lety??:-w:-w
43. fijo ( 05/07/2005 22:19)
toa kilalao tsy mazava ko
44. dadabe ( 09/07/2005 05:16)
tsika mitsam ve lesy rafijo mipetraka eto antaninandro tsy mahita an'i lery akory de....tts...
45. fijo ( 09/07/2005 21:34)
izay mantsy wa ry bedada.za le jiro tapaka indray no mahatonga an'io
46. dadabe ( 10/07/2005 05:29)
asa klou e
47. Herytae ( 11/07/2005 10:27)
:roll::!:
48. ari.malala ( 11/07/2005 10:51)
fijo, fa nanomboka oviana ndray enao no nifindra any Antaninandro? Sa tranon'iza le odianao isan-kariva le eo Andohalo? ;)
49. HeryLo ( 11/07/2005 11:16)
Tonga dia tongava aty amiko Jenny dia alaiko vady !!!
lol
kozzz zany eh!!!:lol:
miandry aho !!!!:-w
50. ari.malala ( 11/07/2005 11:55)
humm humm felicitation anticipée lesy HeryLo â! :)
51. dadabe ( 11/07/2005 13:41)
Lohateny : Re : mitady akana eto TANA
Tonga dia tongava aty amiko Jenny dia alaiko vady !!!
lol
kozzz zany eh!!!
miandry aho !!!!

mamay be kou zany le sady direct be an =D=D=D
52. dadabe ( 11/07/2005 13:54)
Lohateny : Re : mitady akana eto TANA
Tonga dia tongava aty amiko Jenny dia alaiko vady !!!
lol
kozzz zany eh!!!
miandry aho !!!!

mamay be kou zany le sady direct be an =D=D=D
53. fijo ( 11/07/2005 21:03)
ari malal an;misy ahy daholo tana e
54. yonikafopl ( 11/07/2005 21:46)
Jennylove, any ampotony njay ve no nitady erantany kleeeeee, ze mifanena eny andalana de arahabao de itsikio fona, fa mety hisy hanaiky ho namanao :):)
55. dadabe ( 12/07/2005 02:01)
zany an :roll:
56. yonikafopl ( 12/07/2005 05:18)
ka tsy aleo ve ary tonga de ze hita mivatana no resahana toy izay mbola hitady ato anaty virtoaly ato, sa namana virtoaly no tedavin'i Jenny??:roll:
57. HeryLo ( 12/07/2005 05:27)
Dadabe > dia miady njjay zany isika sy éla kou.
Za nanao declat prem:b:b:b:b:b
58. dadabe ( 12/07/2005 12:19)
tsy kouuuaaa less a zay maharitra vadin'i...
59. fijo ( 12/07/2005 20:31)
vadin'iza le????
60. gernico ( 23/07/2005 10:22)
miala tsiny fa izao vao mambra eto aho ka nahita ny hafatrao .
mifanandrify ve ny faniriana sa kisendrasendra ?
izaho koa mba toa anao mitady mafy namana tsara azo antoka eto tana koa alefaso ary ny seraserantsika fa vonona aho hamaly anao foana
O K ! rehefa avy eo Bonne .......
hoy G N
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087