mitady akana eto TANA
22. stephan
(
28/06/2005 16:31)
Le aiza no mahafavy azy? dadabe koa anie te-hameno serasera fotsiny e!
23. fijo
(
28/06/2005 21:45)
le hoe niodina lery taloha fa hendry nony avy eo.iny no favy ka.mahazo miodina aloha kay ny bandy.=D=D=Dok milay e
27. anyzany
(
29/06/2005 05:48)
Manao ahoana ise !
Inona no tena hevitra ilainao mpanampy fa raha misy azo ataoko dia hiezaka hatrany aho mba hamaly sy hanome vahaolana fa raha sendra tsy manana aho dia ataoko ahoana moa fa dia hiara-mandinika indray ny amin'izay e ?
Izay aloha e

29. mangoboka
(
30/06/2005 07:25)
Manmonjy ny fihaonan'ny namana no tena ahitana namana maro afaka manoro hevitra. Tandrem fotsiny sao dia sendra le DRACULA fa manadihady tsara aloha vao mijabaka. Na anontanio ireo résponsable. Misy n° phone aty fa tsy masaky manome aho raha tsy mihera @ tompony.
32. ericgael
(
01/07/2005 05:07)
Salut jennylove
tsara dia tsara lé résaka, za zao eo @ toeran'ilay lehilahy satria ny tovovay miaraka amiko dé zokiko.
tsy dé nisy olana lôtra aloha raha ny taona efa nodihazinay no jerena é.:*

33. ericgael
(
01/07/2005 05:09)

34. Herytae
(
01/07/2005 10:10)
Kou jenny love ary efa tsy hita tsony kou! nampiresahany teo fotsiny nareo!! hi hi hi:-D
36. HeryLo
(
01/07/2005 13:34)
za eto dago dia faly mahafantatra anao ny tenako. Hitako ao @ tchat fa tsy mba miresaka mihintsy izy annn!!!
zay klou kah !!
à plisss
zay klou kah !!
à plisss