Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ftma
(
14/06/2005 19:11)
very ny fanontanian'ny ankizy
Aleo haverina eto indray ny fanontanian'ny ankizy e
nanazava t@ Lita ny reniny fa ny dadabeny narary ary lasa any andanitra, lita nanontany " fa naninona no tsy tany @ dokotera no naleany fa any anda...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 10/07/2005 17:57
bebeto
(
14/06/2005 16:53)
Ahoana ondray ry zareo ity rafitra tetezamita ity a!
fantatra izao tao aorinan'ireny conférence nationale teto Antananarivo ireny fa te-hanangana rafitra tetezamita ny mpanohitra eto Madagasikara , ho antsika Malagasy ilaina ve izany @izao fotoana izao...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:28
havanan
(
14/06/2005 09:54)
Liban
Manao ahoana daholo!
Efa ela aho no tsy nandre izay tena zava-misy any Liban, ary efa ela ihany koa no tsy hitako ntsony ilay olona mba mpampita hafatra avy any. Koa raha mbola mba any ihany ianao in...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 19/07/2005 03:34
lanto
(
14/06/2005 08:53)
Ndao indray eeee
Tapaka ny resa-be :( very i jean :( tsy hita le fohy kely :( Nanjavona le maintso kely nitsingevana :p
Avoahy njay rangah ny manaraka a !
Dia ho lany morse ve ny troupe soliden'ny kimémé ? :-...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 11/07/2005 08:45
ravatorano
(
14/06/2005 08:07)
Afaka roa taona dia hifidy ny filohan ny repoblika isika
Efa miomakomana amin izany sahady izao ny antoko politika samihafa .Ny sasany aza moa dia mitady izao teteza mita izao izay hita fa fanonganam panjakana tsotra izao.Amiko ireny dia ilay tsy mahari boa...
tohiny
novalian'i eh ny 23/06/2005 11:22
sasa
(
14/06/2005 05:45)
Izy mianaka
Niaraka nandeha machine izany i Vola sy ny reniny, isaky ny miditra amin\'ny tunel d orahan\'izay lehilahy izay foana i Vola., tezitra i Vola ka nitaraina tamin-dreniny.
V: Neny za isaky ny miditra t...
tohiny
novalian'i dadabe ny 25/06/2005 14:46
sasa
(
14/06/2005 05:35)
resak'ankizy
Nisy ankizy 2 lahy kely izany nitsikilo ny dada sy mamany tao am chambre-ny, i Khevin(K) sy Tolotra(T)
K: jereo lah i Dada sy mama fa miady d i dada no ambony d mamikitra sady mitontona mafy be
T:an...
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/07/2005 10:49
chakkakkely
(
01/06/2005 06:17)
fitiavana par internet
Manaona daholo oh!
Mba mila kely ny hevitrareo @ ny fitiavana par internet eh! mino ve nareo hoe olona roa mbola tsy nifankahita fa dia mifandray eto @ net eto foana fotsiny na par telephone zany d...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 22:10
pika
(
01/06/2005 05:22)
ny hava-tiana tsy iaraha-monina
mitombona ve io fitenenana io araka ny fijerinao azy
nahoana ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:22
hery
(
31/05/2005 09:56)
Iza no mpanakarena indrindra?
Toa nisy filazana (sy fireharehana) hoe betsaka ireo nanaiky ny fijerena ny loharanonkareny sns mba hialana amin'ny mety ho fampiasana volam-bahoaka.
Mety ho azo fantarina izany amin'izao fotoana iza...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 22/06/2005 10:03
ainaheri
(
31/05/2005 08:59)
port any ampiangonana
T@ andro fahiny mbola tsy nisy ny portable tel d tsy namoaka lalàna momba azy i Md Piera fa zao misy tsy tonga ny sasany fa refa samy mangina iny maheno tel maneno ianao !!@manaraka angamba asiana so...
tohiny
novalian'i johns ny 19/07/2005 08:33
ainaheri
(
31/05/2005 08:54)
Gouv mdg
Maro ny resaka mande momba andra8 eny nisy ny ezaka nataony nefa ao ko ny tsy mahafa po d mangataka ny sasany mba ialany ka ra ny evitro ndray maninona ra soloiny ny gouvernementany satria misy tsy ma...
tohiny
novalian'i zandrypte ny 22/06/2005 10:39
ari.malala
(
31/05/2005 07:39)
Tarzan sy Jane
(Tsy haiko ity na tokony ho any @ resak\'olon-dehibe fa salé be an! miala tsiny mialoha)
Vao nivady kelikely hono zany i Tarzan sy Jane de mbola samy menamenatra, de miandry zany i Jane mba hitari...
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/07/2005 10:51
toksijax
(
31/05/2005 07:13)
ambarao de lazao zay hevitrao !
salut daholo !
AHOANA KAY NY HEVITRAO MOMBA AN'LE ANKIZY TSY AVELAN'NY RAD MANAO FITIAVANA IRENY ???????...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/06/2005 04:48
ravatorano
(
31/05/2005 05:54)
fihaonana tao amin ny EPP Ampefiloha tamin ny 28 mai lasa te
[i][b]Ry namana hajaina isany[/b][/i]
Vita soa aman tsara ihany ilay fivoriana natao ny 28 mai lasa teo tao amin ny EPP Ampefiloha ary dia isaorana an 'Andriamanitra izany .
Ny namana nanatrika tazo...
tohiny
novalian'i Blackman ny 31/05/2005 14:27
DotMG
(
30/05/2005 07:03)
Tsy mampihomehy (nefa lava be).
Ity tantara iray ity dia niseho raha nandeha fiara fitateram-bahoaka iray teto an-drenivohitra aho. Tsy misy azoko izay mampihomehy amin' izy ity kanefa tamin' ny fotoana nisehoany dia nihomehy hoatry...
tohiny
novalian'i rasolonjanahary.toussaint ny 06/05/2015 06:27
naritsimba
(
30/05/2005 06:50)
FIHAONANA SABOTSY 4 JUIN IZAO ANY @ NIRJIMKA ANTANIMENA
Ity indray izany ny fihaonantsika manaraka araka izay efa fanao isam-bolana mba hifankahalalana.
- ny adresiny dia: LOT IVG 193
- ny misy azy indray dia: ANTANIMENA fa tsy behoririka zany
- ny lal...
tohiny
novalian'i tiana106 ny 31/05/2005 09:30
xxx
(
30/05/2005 06:40)
fitiavana ve ny fifampibanjinana ?
Ahoana ny fahazoanareo ity hevitr'ity mpanoratra iray ity : "Tsy ny mifampibanjina velively no atao hoe tia fa ny miara-mitsinjo ny lalan-kizorana".(Tsy tadidiko ilay mpanoratra)...
tohiny
novalian'i Todi ny 15/07/2005 06:11
dadabe
(
30/05/2005 04:08)
hhmm zao indray ary e
zao a!resaka matotra be ,nefa miendrika hatsikana ,mba lazao hoe iza no namana tsaroanao rehefa mampiasa sary kely ianao ??hazavao fohifoy e
sary iray isaky ny namana iray ihany a.
zah no aleo hanom...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/06/2005 01:56
Fanja1
(
29/05/2005 08:23)
Fetin'ny reny
Dia miarahaba anareo reny rehetra eto @ serasera aho! dia samia ho tahin'Atra , hifanatrika @ njanaka amanjafy e! Zoky isany Lanto, Annie, Sipagasy, Manjakely sns ... izay tsy voatanisako
Bisous be ...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/06/2005 22:47
