hhmm zao indray ary e

1. dadabe ( 30/05/2005 04:08)
zao a!resaka matotra be ,nefa miendrika hatsikana ,mba lazao hoe iza no namana tsaroanao rehefa mampiasa sary kely ianao ??hazavao fohifoy e
sary iray isaky ny namana iray ihany a.
zah no aleo hanomboka mialoha:

raha vao miseho le hoe:)de i sefo be no tonga tampoka ao antsaiko,izy fona no mampiasa an'io matetika
novalian'i dadabe ny 30/06/2005 01:56
2. sasa ( 30/05/2005 04:53)
raha vao ito sary kely ito dia mahatsiaro an'aleh za ry dadabe:@
raha ito indray dia i veloo=))
raha vao ito indray dia yonika:*
raha ito indray dia isambilo:evil:
raha vao ito indray dia POUTSY cly(l)
3. dadabe ( 30/05/2005 05:05)
ary elah lety efa kozina hoe sary iray,@hafatra iray ,de ny anelah mbola natao sary 5 ihany tsss
fa milay aloha e
4. sasa ( 30/05/2005 05:16)
oadray tsy nanara-dalana za azafady lesy an, mifona marina e
:wink: refa io dia sonwin
5. rurik ( 30/05/2005 08:33)
tena nataon'i daholo le izy
6. rurik ( 30/05/2005 08:34)
tena tsy manakolazaina intsony aho :-D:-D:-D ah hadinoko mishou:P
7. mamzelkely ( 30/05/2005 09:25)
:^): sonwin
8. yonikafopl ( 30/05/2005 09:37)
=))tonga de dadabe no tonga ao antsaiko satria tiany be io position io
9. lanto ( 30/05/2005 09:45)
raha vao :miam: de dadabe ! be kibo mitsy ngamba izy ao !
10. ari.malala ( 30/05/2005 09:46)
ireto ahatsiarovako *manokana* an'i dadabe :@:miam:
miala tsiny fa nandika lalàna ê! ;)
11. sonwin ( 30/05/2005 10:24)
:-D:iartistika io
12. sasa ( 30/05/2005 10:55)
rurik na dia ny vadinjy aza ve dia tsy hainjy ny sary tiany
mbola iaritisika kou io:@
13. ari.malala ( 30/05/2005 11:33)
8O i bebe io
14. routa ( 30/05/2005 11:59)
8)>dadabe ee!
15. welie ( 30/05/2005 12:36)
:@ dadabe (satria efa za-draraha @ io izy)

:-P sonwin (satria zà tsy tiany mintsy refa manao io)

.... zay fa mbola ho dinihana ny hafa avy eo e!
16. RockyMaivia ( 30/05/2005 13:03)
:*: tsy azo tenintenenina
:-*: efa fantatra ka tsy mila tenenina
^:^: dalaî lama
17. mishou ( 30/05/2005 13:29)
:twisted: dadabe rehefa romotra tsy mahazo teny faran'ny tsy hay
18. maditra ( 30/05/2005 13:42)
:) namana
19. iartistika ( 30/05/2005 17:37)
:lol:frera sonwin io!
20. dadabe ( 30/05/2005 17:39)
kii ary zah daholo no fosain'ireto marina,hifoako maina eo fa .
averiko indray
zao a!resaka matotra be ,nefa miendrika hatsikana ,mba lazao hoe iza no namana tsaroanao rehefa mampiasa sary kely ianao ??hazavao fohifoy e
sary iray isaky ny namana iray ihany a.
zah no aleo hanomboka mialoha:

raha vao miseho le hoede i sefo be no tonga tampoka ao antsaiko,izy fona no mampiasa an'io matetika

tairo njay ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0561