Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
welie ( 28/05/2005 15:30)
Ny ankizy mifankatia!!!
Hono ho'aho ry ray aman-dreny isany: Ahoana no mba hevitrareo amin'ny ankizy (zany hoe "ados" mou zany e) izay manao sipa? ... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2005 19:13
mamzelkely ( 28/05/2005 10:20)
soavaly...
nisy rangahy iray nividy soavaly ka le soavaly zany tsy mihetsika mitsy de leo be le rangahy de nampiantso specialiste... nony lasa ilay specialiste de tsy nijanona nimeme tsony le sôvaly!!! nande ... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/06/2005 01:59
xxx ( 28/05/2005 07:49)
ny olomasina rehetra any an-danitra
Izay efa naheno dia mivanitika fotsiny an. Nifaninana manonona anaran\'olomasina hono ireto mopera sy pastera ka ny nifanarahana dia isaky ny mahatonona anarana iray dia manongotra ny singam-bolom-b... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/06/2005 05:19
Nenibe ( 27/05/2005 15:08)
Izaho koa
Tratran'ny komitim-pokontany namany teo an-tokotanin'ny birao i Daad'toa be. Komity: mandoa sazy ariary zato izany ianao Ra-Dada Daaa'toa be: Omeo ary zato any izy reniny a Nenitoa be: iny ary ... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 10:19
lanto ( 27/05/2005 13:24)
manova resaka...
Ndao hovaina ny resaka ! [u]Hanome fehezanteny iray aho, dia izay manaraka eo manova teny [b]iray[/b] ao anatiny. Aoka mba hasongadina tsara ilay teny vaovao :)[/u] Mety ho hitantsika eto hoe ahoa... tohiny
novalian'i dadabe ny 02/07/2005 13:35
zefalah ( 26/05/2005 21:31)
gasy mivarotra tanin-ndrazana
ty le hoe samy mande samy mitady. fa ra ny gasy any apitandranomasina ano no mody any dago a!! ngamba mba hivotra iany ny sport malagasy. nefa indrisy ozy lay fitenenan'le tsy afamanotra. Ze mahay ... tohiny
novalian'i lydie ny 25/07/2005 12:37
aristar ( 26/05/2005 21:07)
Adblock
Ho an'ireo izay mampiasa Mozilla na Firefox dia faly faha mora kokoa ny mi-bloquer my pubs (Ads) isan'karazany nefa manirikiry ilay onglet "[b]Adblock[/b]" eo ambanin'ny lien misy sary rehetra raha ts... tohiny
novalian'i fraz ny 27/05/2005 08:10
vegas ( 26/05/2005 20:13)
Mitazona contact ny ex ?
Betsaka ny olona no tsy mahazaka ra vao mitazona contact amin'ny ex-ny ny olona miaraka aminy. Tsy fahatokisantena ve? Ary enao io aona ny hevitrao?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:48
Jaomalandy ( 26/05/2005 19:38)
Fehiny
Maro gasy mihevitra fa tsara ny fitondran'i Ratsiraka ka mitady zay fomba hiverenany. Na inona lazanao na inona tsy misy olo credible afaka hanohana ny fiverenanan-dRAtsiraka eo @ fitondrana ra tsy i... tohiny
novalian'i pika ny 01/06/2005 05:11
Kintanakely ( 26/05/2005 15:31)
Mamparenina io mikôfesy io!
Indray andro de naka tanora mpivady hikarakara ny zaridainany sy ny trano fonenany i Mopera. Rafahendrena no anaran'ilay lehilahy, de hendry tokoa moa izany sady tsara tarehy tahaka ny vadiny ihany, a... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 10:29
xxx ( 26/05/2005 15:01)
Ahoana no ahafantarana
Ankoatry ny angola, ahoana ahafantarana fa tena tia marina ilay tovovavy ? Misy ve ny hoe mody miseho tsy tia nefa ny ao am-po mitaralila sy tia be ?... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 04:41
ari.malala ( 26/05/2005 14:44)
tany an'ala.......
Nitsangatsangana tany an'ala hono ity olona iray ary nifanena t@ tigre dia nivavaka : "andriamanitra ô! ataovy mba tsy lanin'ity tigre ity aho", dia nandeha, tsy lanin'ny tigre; nandeha indray kelike... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 10:31
bichette ( 26/05/2005 13:56)
tsy mety tsemboka ...
manezaka ihany misotro rano ara-dalana fa tena tsy mety tsemboka mihitsy na dia reraka sy avy manao sport aza, inona no antony ? ary sao dia mamparary izany ????:roll::roll: ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2005 21:50
miaous ( 26/05/2005 12:43)
Fotoana mamy
Za retomitady an'ilay hiran'i Poopy hoe Fotoana Mamy iny ka izay manana ny tonony dia mba meo za eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee:(... tohiny
novalian'i chipie1 ny 30/05/2005 08:42
rurik ( 26/05/2005 07:17)
fifaninanana manao sary
indray andro hono tao ampianarana ny ankizy dia nilaza ny pampianatra hoe samia manao sary izay tiany dia hahazoana noty,dia samy nanao sary daholo,rehefa vita izany dia nilahatra nakeny @pampianatra... tohiny
novalian'i dadabe ny 02/07/2005 13:36
Manon ( 26/05/2005 06:03)
NAREOU OP RETSA
salut dahoulll jay: Ba misy fagatahana tikou ataou etou dé zaou: Hounou wa nareou OP retsa:Fanja , Welie , Peta , Annie , Fa , Betty , Lanto , Sipagasy , Tritrio , La_douce , Mumu , Mcfy , Ralay , H... tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:13
ainaheri ( 25/05/2005 18:47)
RFI madagascar
Nisy olana tsy fanta-panazavana teo @ lay mpiasan'ny rfi zay tsy nahazo ny fanalavana fahazoany mipetraka ao MDG mba misy afaka manome fanazavana v zay manambaovao??... tohiny
novalian'i nanourand ny 23/07/2005 17:28
Kintanakely ( 25/05/2005 10:04)
Lay anjely manao kiararo
Indray andro hono de nampiantso mpandoko sady mpanao sary mahay i Mopera mba hanao tabilao lehibe handravaka ny tano fiangonana. Afaka herinandro vitsivitsy de vita ilay tabilao be misy sary mahafinar... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:05
ari.malala ( 25/05/2005 08:14)
resaka plage ihany indray ê!
Niaraka teny amoron-dranomasina izany ny zazavavy 5 taona sy ny reniny dia nisy lehilahy nanao bain de soleil de tsy niakanjo (na slip aza tsy nanaovany) de nony nandalo azy ilai vehivavy mianaka de n... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:35
stephan ( 25/05/2005 07:02)
fitaovam-piadiana tao amin'ny magro!
Ahoana ny hevitrareo amin'ity hoe nisy nahita izany fitaovam-piadiana tao amin'ny magro toamasina izany? Fanafenana ny marina ataon'ny fanjakana ve sa hetsika mba hirotahan'ny olona amin'ny orinasa t... tohiny
novalian'i pika ny 01/06/2005 05:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7899