Ahoana no ahafantarana

1. xxx ( 26/05/2005 15:01)
Ankoatry ny angola, ahoana ahafantarana fa tena tia marina ilay tovovavy ? Misy ve ny hoe mody miseho tsy tia nefa ny ao am-po mitaralila sy tia be ?
novalian'i fijo ny 22/06/2005 04:41
2. booboo ( 26/05/2005 15:06)
ié zany lé mampifila @ vôlohany sady mitsapa ihany. Vô mihemotra @ iny defa mihena 100 ny points-nao eo anatrehany :°). Hivereno "à la charge" fôna fa vô maika ho +1000 points eo imasony enao fa maharitra. :wink:
3. dadabe ( 26/05/2005 17:27)
ary i xxx tary ambadika milaza fa sipa .EWto izy manotany hoe tena tia ve ny sipa hhhmmm:-w sao de mba ho lesbo aza le.

fa zany hoe zao klou e,rehefa tezitra @voalohany le sipa c ki implik tia izy izay fa tsy te hiseho

raha tonga de mampiresaka be amboalohany le sipa hhmm ialao fa tsy hisy tohiny zay

raha manadihady sy mametraka fanotaniana maro amboalohany le sipa de mila fifandraisana matotra izy zay

mbola tohiziko ve ??/
4. mishou ( 26/05/2005 17:52)
xxx> misy koa ny miseho tia nefa ianao efa halany maizina fa misy zavatra andrasany de eo ianao no raisina:wink:
5. fijo ( 26/05/2005 23:37)
dia mifampihinana eo aloha ko
6. pika ( 27/05/2005 05:40)
tsy hainao angaha ilay hiran'i samoela hoe izy tsy hanambara aminao izany....nea tena tia izy a
nareo lehilahy aloha no tena ùmahay miantsaravelatsihy ety ivelany mody manambitamby saingy hanfenany ny ratsy ataony fotsiny
ny vehivavy vitsy ny oh izany
rehefa tena fantatrao lay olona dia tsy sarotra aminao ny tena mahalala na tena tia izy na tsia
7. mamzelkely ( 27/05/2005 06:55)
ny hafantarana ny sipa refa tena tia de enao no \"centre du mode\"-ny i.e tsy manao zvt izy ra tsy miaraka aminao!! tiny présenter-na am olona rht ianao!! de mahavita zvt bdb izy ho anao!! enfait le somary \"pot de colle \"reny zany e!!!:)
8. jentilisa ( 27/05/2005 08:31)
Zany an! :wink::wink::wink: sao dia hoe faly fotsiny izy fa misy miaraka aminy izay na dia tsy tena tiany aza :?:
9. rahely ( 27/05/2005 11:59)
Ary enao mahay an!Ohatra ny toa marina aloha ny hevitrao fa le hoe tezitra kosa tsy de ekeko hoe tena tia zahay vevavy!!:o

10. ari.malala ( 31/05/2005 05:38)
misy fomba maro azo anehoana ny fitiavana fa anjaranao no mahay mi decoder ny signe isankarazany alefan'ny vhv, isan'izany ireo voalazan'i dadabe ireo.
11. dadabe ( 31/05/2005 18:36)
ka zay anie e,le sipa mampiresaka ambohany renby ny ahy tsy voako kle

fa le sipa mampifila ambolohany reny =milay a
12. fijo ( 31/05/2005 23:02)
hozy i poopy hoe ny vehivavy rehefa tia dia manome tsy misy fetra.
13. sasa ( 01/06/2005 05:40)
samy manana ny fomba hanehoany ny fitiavana lesy ny sipa dia ny kofa kou samy manana ny tiany fa ny zavatra tsapa matetika le sipa mampifilafila ireny no tena tia be mintsy mmmmhhhhhhhhh
14. fijo ( 15/06/2005 04:40)
ie sady manome be koa avy eo
15. dadabe ( 16/06/2005 04:48)
zay le izy somary ,manao omeko tsy omeko iny ,de mody miala kely toi ,de tsy vakiana loha izy fa tonga dia mitapy mihitsy izy kle :lol:
16. ari.malala ( 16/06/2005 08:05)
fa ny lhl koa anie refa tsy vakiana loha fa mitanaraka ihany ê! tsy marina ary v zany?
17. fijo ( 16/06/2005 21:21)
ka mbola misy hilaina ao matoa mitanaraka ka.
18. yonikafopl ( 17/06/2005 00:01)
:-w:-w:-w:-w:-@
19. fijo ( 17/06/2005 04:50)
kay inona izany le
20. eh ( 17/06/2005 10:54)
tiany rehefa tazominy ê! rehefa mifikitra v izy inona indray no mety ho antony!,rehefa tsara karakara enao tiany izay!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1477