Ahoana no ahafantarana

21. coolman ( 18/06/2005 06:31)
izao zany e! rehefa tena tia izy de na inon'kidona na inn'kiantra de eo foana izy raha toa kou ka tena tia azy ianao.:lol::lol::lol:
22. coolman ( 18/06/2005 06:52)
izao zany e! rehefa tena tia izy de na inon'kidona na inn'kiantra de eo foana izy raha toa kou ka tena tia azy ianao.:lol::lol::lol:
23. coolman ( 18/06/2005 06:56)
izao zany e! rehefa tena tia izy de na inon'kidona na inn'kiantra de eo foana izy raha toa kou ka tena tia azy ianao.:lol::lol::lol:
24. dadabe ( 19/06/2005 06:12)
fa zay hoa leprinsipa ,somary domina kely le sip[a ahafantarana hoe hatraiza ny fitiavany anao ,fa raha tsy izany tsy voarefy kle ,de aveo manamaina klou :@:@:@ de rehefa dizina de:miam::miam: de zay vao mi:-*:-*:-*:-$
25. yonikafopl ( 19/06/2005 06:17)
:roll::idea::idea::roll:
26. dadabe ( 19/06/2005 06:33)
:-*:-*:-*:roll::roll::roll: :-*:-*:-*
27. yonikafopl ( 19/06/2005 23:11)
:-w
28. poupounesana ( 20/06/2005 08:07)
:roll:
ahoana marina no ahafatarana hoe tena tiana ny oll iray eh? raha mandinika aho manko le hasarotapiaro toa tsy midika hoe tia fa matetika le hasarotapiaro midika hoe tsy mahazo mikitikitika ny fanananako ny hafa (droit de propriété)! tsy voatery zany hoe tia refa saropiaro! raha malahelo indray rehefa tsy mahita le sipa d matetika satria efa zatra loatra le miaraka @ny foana d refa tsy eo izy d otrany hoe hafahafa b zany!
fa inn ary no indisy azo antoka ahafantarana hoe tena tia eh!
29. ari.malala ( 20/06/2005 12:22)
ny olona tena tia izany aky ry poupoun mikatsaka lalandava ny hahasambatra ny tiany â! de manaja an'iny olon-tiany iny (isan'ny fanajana zao ny tsy fampirafesana, ny fanajanonana izay tsy tantin'ny 1...)
30. dadabe ( 20/06/2005 16:56)
poupou a matetika koa anie le hasarotapiaro diso tafahoatra fanafenana ny atao ,indrindra fa ho any lhl
31. ari.malala ( 21/06/2005 06:31)
hehehe, mahatsapa tena ndray dadabe an :) :P
32. fijo ( 21/06/2005 21:22)
poupou tena mariana ireo .mahay ndry e
ari malala tena mahay mitia ndry kle.hummmmmm
bedada inona ary ity le.aza homena sopapa ireo e
33. yonikafopl ( 22/06/2005 00:08)
dadabe :-w:-w
34. fijo ( 22/06/2005 04:41)
ahan lasa saina bebe an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2657