gasy mivarotra tanin-ndrazana

1. zefalah ( 26/05/2005 21:31)
ty le hoe samy mande samy mitady.
fa ra ny gasy any apitandranomasina ano no mody any dago a!! ngamba mba hivotra iany ny sport malagasy.
nefa indrisy ozy lay fitenenan'le tsy afamanotra.
Ze mahay sy manataleta mande mivarotra ny tenany any apita.
mampalaelo sy mahakivy le izy nefa !! atao aona e?
asa na diso aho manambara an'zany na marina.
fa tokony mody doly reo manataleta any..@zay de miroborobo ny sport malagasy.
sa aona ozy enao mpamaky?
novalian'i lydie ny 25/07/2005 12:37
2. pika ( 27/05/2005 05:56)
mariana izany saingy indrisy aza dia manome tsiny loatra andry zalahy fa anga moa mba mahavelona ny fanaovana sport eto an-toerana ?
:roll:
3. kally ( 27/05/2005 06:56)
Mba meteza ary ianao eo @ toerany,ohatrinona no vola azony eto an-toerana nefa ry Dally ireny nihintsana ohatry ny tsy teo teny @ Rolland Garos nefa tsy latsaka ny 15 000euro no azony t@ iny indray mihodina kely iny.Eto an-toerana,hahazo ohatrinona nefa io no asa ivelomana?
4. pika ( 27/05/2005 11:12)
tsy midika ho fivarotana tanindrazana izany amiko fa ny fitadiavana hono mahazaka maniraka
raha tsy stable koa ny politika eto amintsika tsy handroso koa ny sport e
jereo fotsiny anie ny scorpion de mad
5. maditra ( 27/05/2005 13:24)
Sady tsy ny manan-talenta Gasy irery ange no mande any Europe io fa ny ankabezan'ny mpilalao manerana ny firenen-drehetra e. Izay no mba ivelomany koa atao ahoana. Irariana fotsiny ireny namana ireny mba ho tonga rehefa misy ny ilaivana azy.
6. Ralay ( 31/05/2005 05:01)
Sady mbola vitsy dia vitsy azo isaina @ ratsatanana ny gasy mivelona @ sport izany ka tsy ireny mihintsy no hantenaina hampandroso ny sport any an-toerana fa ny fanjakana no tokony hanao ezaka bdb izay mbola tsy priorité akory anefa any amintsika. Noho izany aza mieritreritra isika fa mivarotra tanindrazana ireny olona ireny.
7. fijo ( 31/05/2005 22:53)
ny afrikanina aty daholo no mivelona amin'ny sport mandroso nefa ny any aminy.niverotra inona izy izany taty.voanjo?
8. johns ( 19/07/2005 14:35)
Rehefa any indray aloha izy ka hoe gasy d'efa milay eh, tsy dia olana loatra izany. Am'zay mba voakozy amin'ny vaovaon-drzalah any ny ny tanana eh.
9. lydie ( 25/07/2005 12:37)
zefalah:

ty le hoe samy mande samy mitady.
fa ra ny gasy any apitandranomasina ano no mody any dago a!! ngamba mba hivotra iany ny sport malagasy.
nefa indrisy ozy lay fitenenan'le tsy afamanotra.
Ze mahay sy manataleta mande mivarotra ny tenany any apita.
mampalaelo sy mahakivy le izy nefa !! atao aona e?
asa na diso aho manambara an'zany na marina.
fa tokony mody doly reo manataleta any..@zay de miroborobo ny sport malagasy.
sa aona ozy enao mpamaky?




marina mintsy zanie tokony mody mintsy zay manampahaiza aty fa tena otrany zay mahavita toa mijanona any daholo ko aiza mo le tanana no androso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5502