fifaninanana manao sary
1. rurik
(
26/05/2005 07:17)
indray andro hono tao ampianarana ny ankizy dia nilaza ny pampianatra hoe samia manao sary izay tiany dia hahazoana noty,dia samy nanao sary daholo,rehefa vita izany dia nilahatra nakeny @pampianatra ka nisy ankizy iray nolokony manga fotsiny ny taratasy ka nojeren'ny namany dia nilaza ny namany hoe inona ity ataon'ialahy dia hoy izy hoe sary ,dia hoy ny namany hoe bedyialahy anio.inona ary ny sary nataony raha misy mahalala????????
novalian'i dadabe ny 02/07/2005 13:36
5. Angie
(
26/05/2005 08:23)
tena afa-po za. Izay manga natoraly toa efa voateny daholo afatsy ny lalimanga. :lol:.
7. rurik
(
26/05/2005 08:54)
non tsy misy marina daholo fa andraso aloha fa sao mbola misy namana mahalala ka =))=))=))=))nefa tsy sarotra an i ari.malala no misy kely marina fa mila fanazavana kely.
10. ari.malala
(
26/05/2005 09:48)
ka le izy nge manga fa tsy fotsi ê! raha fotsy ndray manko de oe efa lasa le omby fa lany ny ahitra! :)
12. mishou
(
26/05/2005 10:53)
hi hi hi, za aloha somary efa tara @ asa saina fa aleo hiandry valiny eto
sady efa tsy mpianatra intsony ry rurik fa efa mampianatra hibedy an
:-D:-D:-P
sady efa tsy mpianatra intsony ry rurik fa efa mampianatra hibedy an
:-D:-D:-P
20. lolabe
(
26/05/2005 14:41)
ny valiny ve???
nefa za koa mbola mitady hoe inona ary le sary, marina sa tsy marina??
nefa za koa mbola mitady hoe inona ary le sary, marina sa tsy marina??
