fifaninanana manao sary
44. rurik
(
28/05/2005 21:47)
ho lazaiko ve ?na izaho aza tsy mahay ny valiny ko :-D:-D:-D:-D:-Dhataoko an'io fa sao dia manondrana eo indray dadabe lol
45. mishou
(
29/05/2005 13:08)
ndry tena mahasosotra mihitsy, mandritra ny firy andro njy mampishesona klé
aza hitako mivantana fa mahazo amiko:-P:-P:-P:-P:-P
aza hitako mivantana fa mahazo amiko:-P:-P:-P:-P:-P
46. dadabe
(
29/05/2005 13:55)
:evil::evil::evil::evil::evil:aza gaga raha fenoiko setroka ny trano le :@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
49. rurik
(
29/05/2005 20:12)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mishou an tsy mampiesona aho fa andraso aloha ho lavalava ny lalao e :-D:-D:-Dfa ho lazaiko ny valiny.dadabe an efa matin'ny setroka mihitsy ato ny olona ko:(:(sady asiana8Ofa makarary maso.
51. sasa
(
30/05/2005 05:50)
rurik ela be loatra ny valiny8O:?::oops::wink:8-):{o^o:miam::@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
52. rurik
(
30/05/2005 08:23)
sasaaaaaaaaaaaaaaa matin'ny setroka re annnnaiza moa no hamaliko ka na izaho aza tsy afaka miaina ko8-)8-)8-)8-)8-)
53. sasa
(
30/05/2005 11:14)
rurik valio aza fa tsy hifoka intsony izahay, dia andana aloha njy entin'iartistika maka rivotra kely rehefa sempotra
54. rurik
(
30/05/2005 15:33)
haka rivotra kely ary aho aloha vetivety dia miverina rehefa avy eo e :^):^):^):^)tena fanina mihintsy aho ko
57. sasa
(
31/05/2005 04:46)
rurik an an aleo le madio fa sao sempotra eto kou izahay klé
fa in aloha le valiny e? o^oo^oo^o
fa in aloha le valiny e? o^oo^oo^o
59. rurik
(
31/05/2005 11:51)
ka na ianareo aza toa mitapitsofina ko ahoana no hilazako azy ianareo aza tsy te haheno.ao @salamo toko faha firy io ary andininy faha firy :?::?::?:
