fifaninanana manao sary
26. rurik
(
26/05/2005 19:53)
mbola tsy hilaza aho fa sao vita haingana eo ny lalao ko sa lazaiko hi hi hi hi
27. sasa
(
27/05/2005 05:29)
rurik njy an tena hanampy an'i dadabe za rehefa tsy hilaza njy
dory e:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
dory e:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
31. rurik
(
27/05/2005 08:18)
=))=))=))=))=))matin'ny fofotsigara aho ry reto an=))=))=))sady misy fofona moly =))=))=))
35. mamzelkely
(
27/05/2005 16:13)
mamay mitsy zay tratran'i dadabe an!!!:-Dny ana alo ataoko fime maontina fôna e!!:-D:-D:-D:-D:-D
rurik
rurik
37. yonikafopl
(
27/05/2005 20:54)
na feno setroka aza aleo hitsirika kely ihany :(
mba valio amzay rurik fa ela lotra kannn
sa ve tsy nanana afa tsy loko manga lery sady tsy mahay manao sary fa mandoko no hainy de nolokoiny ny taratasy hanjary toy ny ranomasina?:?:
mba valio amzay rurik fa ela lotra kannn
sa ve tsy nanana afa tsy loko manga lery sady tsy mahay manao sary fa mandoko no hainy de nolokoiny ny taratasy hanjary toy ny ranomasina?:?:
39. rurik
(
28/05/2005 11:16)
hataoko fihomehezana maontina fa kay dadabe mieritreritra zavatra hafa ko .mbola misy manome valiny foana ka sa ahoan e?
40. mamzelkely
(
28/05/2005 14:29)
dadabe < fa aôna a/tra no tsy manan trano : lanitra no tranon'a/tra e!!!:°)
