NAREOU OP RETSA

1. Manon ( 26/05/2005 06:03)
salut dahoulll jay:
Ba misy fagatahana tikou ataou etou dé zaou: Hounou wa nareou OP retsa:Fanja , Welie , Peta , Annie , Fa , Betty , Lanto , Sipagasy , Tritrio , La_douce , Mumu , Mcfy , Ralay , Hery , Riffeur , Lo_ , Nilsen , Bainah , Rado (R4do) mou ?
Ba possible vé oatsa 1 jour neraou retsa mety tafaraka ita miarak etou amy Chat ? dé miakatsa dahoulll nareou mi-animer ny chat miarak amy namana retsa zay tounga etou ? juste wé 1 jour foutsinn iou an! na wé tsy toute la journée aza fa oatsa wé 1 aprèm foutsiny ? otsany ba mafinaritsa be jery anareou miarak ita etou dahoull . Rah possible dé zah gaba nou tena faly jinja , reou namana retsa kou mou ka!
So dé misy adinoukou kou , boula misy Op tsy vosouratsa ?
Dé sotsa anareou Op retsa :-*
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:13
2. rpk ( 26/05/2005 06:17)
tssss... za avy no saika voan'sery kle!!!:roll::roll:
3. xxx ( 26/05/2005 06:32)
ary i rpk n'aiza n'aiza, na inona lohahevitra na inona dia mamaly foana :-) Sa zany no tena atao hoe pasiparitoa ? :-D

hmm angamba mampitombo isa na mankalaza tena kah.
4. rurik ( 26/05/2005 07:04)
=))=))=))=))=))rehefa tsy ankalazain'ny olona tsy aleo mankalaza tena ve sa ahoana =))=))=))
5. annie ( 26/05/2005 08:37)
tsy azoko ilay tian'i manon ho lazaina!
6. booboo ( 26/05/2005 10:25)
oe mbô afaka miara-mitotona ao @ chat aby aby @ fotoana iraika ve oun ny Op.

xxx>fa efa voafetra kou angah zao ny fandraisana anjara ato lé ? loza beeeeeeeee amin'atambo raha zany!
7. RockyMaivia ( 26/05/2005 15:20)
Dia inona koa izao ny tombony na zavatra mahafinaritra @ zany! Ny tokony ho izy aza hoe asio andro tsy misy Op zany, zany no milay!:p
8. dadabe ( 26/05/2005 17:20)
ka zao ane zareo e,zah njay ave ane anjanomanalina de tse mba mahey teny gase firy fa de aleoko mnemene kele de mba otsaotsan'i manon tampoke zane zah kle :@
9. kally ( 26/05/2005 20:30)
Za kounkou bôla tchi mahay fa zan houé azhoukou dôôle foutsin ze lazenareou etou amy forum.:-P
10. welie ( 27/05/2005 21:06)
Dia tsy azoko hoe maninona no ato le resaka Manon??? Sa fiaraha-monina eto @ serasera??? :-D
:-P
11. welie ( 27/05/2005 21:09)
rpk> Hahahahahaha...... anjaso fa hitonjako mosoara ela aza e! :-D
12. cutie ( 27/05/2005 21:25)
manon nga njy mou tsy op :roll::roll::roll:
13. lanto ( 27/05/2005 21:36)
Ho jerena raha azo tanterahina ilay izy Manon ah ! Raha izay no mba mafinaritra anjy :)
Otsan'ny tsy hahasosotra tokoa an ! :lol:
14. welie ( 28/05/2005 11:34)
cutie> Hihihihihi.......

lanto> Zà matahotsa raha ao doly nareo kou! Lasa tsy afaka manao betizy tsony zà! :-P
15. lanto ( 28/05/2005 12:25)
welie> ngamba kick kick be manadala an ! hihihihi
16. dadabe ( 28/05/2005 17:20)
fa inona le kick kick ry lanto??:-w:-w
zah hoa te hotsan'i manon zany de otsaotsany hoe anjanomanalina i manon kle ,iny klou ny maina manon a:@:@
17. iartistika ( 28/05/2005 19:10)
:-D:-D
18. dadabe ( 29/05/2005 14:53)
inona ity mampmeh kle:?:iny ny maina fa tss:@
19. welie ( 30/05/2005 20:42)
:-D:-D:-D oadray marina ry iartsistika! Hihihi.... tpt za kle!

dadabe> Aza ampianarina manamaina kosany i Manon e!

!whois Manon?????????????????? :/8O:{
20. welie ( 30/05/2005 20:44)
Manon... hummmm... lé firesak'alou zany dé toa fantapatatsou fa tsy tena sûre zà! Sa tena lé ao an-tsaikou? :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1615