NAREOU OP RETSA
43. majesty
(
01/07/2005 05:06)
tena ôtran'ny tsy norme ihany raha ao daholo ny op fa sao de diditsa za ndraindray de teniteny foana de misy mahita de bedy foana klé.Sady ny atahorako sao de varina mi-pv eo daholo ry zareo de ôtran'ny tsy eo ihany :lol::lol::lol:
44. dadabe
(
03/07/2005 11:24)
:-w
ngah lety efa misy op manambady ao ??:-w
Mpandefa : fijo [ Valio ] 29-06-2005 00:53:39
Lohateny : Re : NAREOU OP RETSA
sa ny vadin'ny op dia op koa????????????????
ngah lety efa misy op manambady ao ??:-w
