RFI madagascar

1. ainaheri ( 25/05/2005 18:47)
Nisy olana tsy fanta-panazavana teo @ lay mpiasan'ny
rfi zay tsy nahazo ny fanalavana fahazoany mipetraka ao MDG mba misy afaka manome fanazavana v zay manambaovao??
novalian'i nanourand ny 23/07/2005 17:28
2. fijo ( 25/05/2005 22:43)
RFI io moa toa efa nisy olana tamin'io fitondrana io foana ko tsy hay
3. Diavolana ( 26/05/2005 05:36)
ary ahoana ireny mpianatra any andafy tsy mahazo permis de séjours ireny, na ireo gasy réfusé ny VISA nefa tsisy explications, tsy mitovy ihany ve zany e?
sa rehefa vazaha no voan'ny gasy de wa wa wa be ??? fa rehefa ny gasy de tsisy mpanao combien ?
4. Diavolana ( 26/05/2005 05:40)
ary ahoana ireny mpianatra any andafy tsy mahazo permis de séjours ireny, na ireo gasy réfusé ny VISA nefa tsisy explications, tsy mitovy ihany ve zany e?
sa rehefa vazaha no voan'ny gasy de wa wa wa be ??? fa rehefa ny gasy de tsisy mpanao combien ?
5. rpk ( 26/05/2005 05:41)
sûr eh!=D=D=Dzay mihitsy. Tena marina zany, mitovy evitra @nao mitsy za @ zay=D=D
6. pika ( 26/05/2005 06:03)
diavolana sy rpk a tsy mitovy anie ny olona tsotra sy ny mpanao gazety e
mpanao gazety izany sady efa international dia mba eritrereto ihany ny fijerin'izao tontolo izao an'i mada raha tsy hoe tena asehoy mazava angaha ny antony
7. ainaheri ( 26/05/2005 06:51)
Rpk sy Diavolana >zvtr tsy mitovy mitsy ny fanontaniako sy ny zvtr navalinao araka ny tenenin'io namana io ambony we aona ny fijerin'ny zao tontolo zao an'i Mdg ra zay no fandehany nga mo i Mdg irery ihany no mijaly refa maka visa fa firenena maro zany we ny ao Dago ihany aloha no itanao,eny ekeko ny tsy fitiavandra8 ny frantsay fa tsy tokony aseho otrzany fa mba atao fiatsarambelatsihy mba tsy hitsaran'ny zao tontolo zao antsika satria itanao ataon'ny sinoa mamay zao tontolo zao @ textile sy ny kilalao isankarazany tsy sahy manao lohamboto ny firenena sasany we tsy mahazo miditra aty ntsony ny entanareo fa manao fifanarahana satria anterikalao ny fiainana zay tsy mahay sobika mahay fatambary d zao izao nanao fifanarahana ny eropeanina sy ny sinoa fa ahena ny entana miditra eto eropa ra izay d mazava ny baolina na fantatry ny eropa fa enjana ihany aza izany satria mila ny sinoa koa izy hividy ny entany!!
Ny momba ny Visa ndray hoy ianao d asio visa ko ny vahiny miditra eto fa tsy tombohana eny aeroport @
zay tody ny eritreritrao we manalika anay d mba alikanay koa nefa mety mbola tsy ho itan'ny karatra zany
8. pika ( 26/05/2005 08:01)
jamais deux sans trois e
jn marc et le journaliste qui est le troisième :?:
9. pitchou ( 26/05/2005 18:04)
le ranamana io aloha toa efa nisy olana eo @ fomba fanaovany asa mpanao gazety mihitsy e! efa nisy tsikera momba azy taona vitsivitsy lasa izay fa ny t@ity no asa indray ze nataony tao
10. fijo ( 26/05/2005 23:11)
na izany aza za koa dia manamafy hoe rehefa vaza ve no voa dia wa wa wa.lany ny visa dia izay e.misy mpiasan'ny consult koa anie lany visa tsy halavan'ny frantsay e.misy manontany azy ngah??
aza mora mikaperotra amin'ny vazaha toa io ,fa izay ihany no anararaotany any amintsika
11. pitchou ( 27/05/2005 12:19)
asaina manova correspondant fotsiny izy d izay! raha ny hitako aloha any @ firenena hafa d tsy voatery frantsay koa ny correspondant fa afaka atao tsara hoe mpanao gazety avy any @le firenena e!
12. bibioul ( 16/06/2005 06:54)
no comment!
13. kally ( 16/06/2005 19:57)
Sss raharahin'iza inona iny raha nahazo visa na tsia?Olona tsy mba manome vaovao marina iny fa izay mampetipety an'i Chirac no avoakany.F'angaha koa raha vazaha dia hoe oy a oy?
14. fijo ( 22/06/2005 21:02)
izay mantsy anie e.
sady araka io voalazan'i pitchou io dia azony atao gasy anie io e.sa gasy tsy azo atokisana indray?
15. mandrindra ( 23/06/2005 09:40)
Mahavarina fa ny gasy ihany no malailay fonosana amin'io zavatra io, fa ny RFI tsy nahitanteny na indraimbava aza. Noho izany tsy misy olana, ny mpanao gazety koa anie maro e.
16. fijo ( 23/06/2005 21:40)
IZAY MANTSY;raha vao vazaha no voa dia hoatry ny hoe tena misy loza be mitatao.fa isika na atao inona aza aty dia manaiky foana .
17. nanourand ( 23/07/2005 17:28)
kah eh izany izy ho VAZAHA, sy hoe GASY, saingy ny indrokely fotsiny dia ampahibemaso loatra ilay izy, tsy tokony i Radi France INTERNATIONAL no nataon'razoky an'izay @ noho ny antony tsy fanavaozana "permis de travail" nibaribary loatra ilay izy, ary mino aho fa diso fijekendry razoky (ra8) t@ iny. Maty indray klou zahay gasy majinika aty @ sisiny aty, surtout avec les 2 tandem davily sy i kauzi.

Ny tsy ampozin'i ra8 koa dia plus izy mandaka plus mitombo ny fahavalony, na ho ela na ho aingana tsimaintsy itsimbadika ny fandajana. ary ifototra aminy, ... moramora ihany eeeee

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2978