resaka plage ihany indray ê!

1. ari.malala ( 25/05/2005 08:14)
Niaraka teny amoron-dranomasina izany ny zazavavy 5 taona sy ny reniny dia nisy lehilahy nanao bain de soleil de tsy niakanjo (na slip aza tsy nanaovany) de nony nandalo azy ilai vehivavy mianaka de notakonany gazety ny ziziany, de nanontany le zazavavy kely, neny â! fa inona kay ny afenin'ilay lehilahy io ao? de nisalasala teo ny reniny de oe voron-kely io ê! de avy eo @ zay, any @ hôpitaly le lehilahy vao mahatsaro saina mahatsiaro marary be ao @ filahiany ao? Dia nanontanian'ny dokotera izy de oe tsy nisy tsaroany ny zavatra nitranga fa teny @ plage izy nanao bain de soleil no tadidiny farany de nisy olona mianaka nandalo anazy de zay.... de nampiantsoana zany le izy mianaka de nanontaniana ikalakely izay zavatra nataony de ozizy tsy taitra, ny voron-kelinao tsy mahalala fomba fa za mba nilalao anazy de nanomboka nitrangany lela aho sady nororany ko aiza no tsy hotapahiko ny tendany!

Moralité an'le tantara: aza mba mandainga @ zaza fa tsotra loatra ireny! :-D

novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:35
2. mamzelkely ( 25/05/2005 08:31)
:-D=))milay zany!!!
3. haingo23 ( 25/05/2005 09:50)
Tokny mba fidiana ihany anie ny valinteny atao @ ireny ankizy ireny e!
4. sasa ( 25/05/2005 10:31)
ari-malala tapaka ato ny tsinaiko ny asa efa betsaka nefa mbola mihomehy foana=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))nandimby an'i veloo
5. sonwin ( 25/05/2005 10:44)
:-D:-D
6. ari.malala ( 25/05/2005 11:29)
sasa, nareo efa mpivarotra tsinayihany de any antsenanareo maka tsinay de tohizo virtoaly ao ê!

7. rpk ( 25/05/2005 12:40)
:roll::roll:
8. welie ( 25/05/2005 12:58)
:^):^):^) vorokely sa vorondolo? :-P
9. ari.malala ( 25/05/2005 13:05)
welie> asa moa! voronkely hono ko! :-D

10. Mifenty ( 25/05/2005 13:30)


ary afa ndray le tantara naeonoko an'ity kle.

tantaran'ny vitsika ndray kle.

11. ari.malala ( 25/05/2005 13:58)
mbô tantaraoi oe r'i mifenty!

12. iriko ( 25/05/2005 15:06)
mitovy @ io ihany fa,tsy sahala t@ teny anglisy no nahitako azy: fa ny valitenin'ilay zaza;
-tsy tiako ny vorony fa; nororany aho,de notapahiko ny tendany,dia novakiko ny atodiny,de nodorako ny neste-ny (neste ?):-D
13. pissoa ( 25/05/2005 15:13)
o ry sasa, sao de be loatra io fimemezanao io.
ari.malala :-D:-D:-D Mapme be njy
14. dadabe ( 25/05/2005 16:20)
sasa tsssss :roll:
15. sonwin ( 25/05/2005 18:45)
manasa sasa klé8O
16. Veloo ( 25/05/2005 20:27)
ary inn ty manjo an'i sasa... njy ndray zany no soloko ato an za zao efa enjy be ;-)
17. welie ( 25/05/2005 21:03)
:^)
18. majesty ( 26/05/2005 04:08)
:oops:
19. sasa ( 26/05/2005 04:24)
veloo anjoany fotsiny za mandimby andry kou
dadabe tssssssssss manin za mba mihomehy
sonwin misasa in klou ? le voron-kely ve? ny ahy lety vorona be an
iriko tonga soa njy
ari-malala efa lany novidian'i veloo ny tsinay tao an-tsenanay dia tsy misy intsony.
20. rurik ( 26/05/2005 07:56)
sasa tokony mba zarazaraina anie fa tsy namidy t@veloo daholo e dia inona indray no ho an'ny manaraka . ari.malala andraso fa hijerevako ndry an:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1982