resaka plage ihany indray ê!

21. Angie ( 26/05/2005 08:09)
tena mampihomehy irery mihintsy nareo, misy fihomehezana tampoka ato =))lazain'ny olona fa adala aho marina.
22. ari.malala ( 26/05/2005 08:10)
ijerevanaoi in aho r'i rurik? i sasa anie ni mila tsinay fa tsy za e!
23. rurik ( 26/05/2005 08:11)
tene mbola nahita tsinay angaha indry ry angie???=))=))=))=))
24. Angie ( 26/05/2005 08:25)
Misy mivaortra tsinay angaha ato @ virtoaly mila 1m za.
rurik> afa-po @ sary manga za:?:
25. dadabe ( 26/05/2005 08:39)
o ry zalahy a,hitako t@sary i sasa fa hoe ny vorokelin'i lery hono misy soratra hoe "WY" rehefa matory . de misy soratra hoe ........rehefa taitra :-D:-D (tohizo mifenty e:-D)
26. rurik ( 26/05/2005 08:58)
i sasa hono nivarotra fa efa novidi'i veloo daholo ko:-D:-D:-D:-D ndry afapo sa mety mbola misy mahalala fa andraso kely aloha e manjary vita eo sahady ny lalao ko =))=))=))
27. rurik ( 26/05/2005 09:01)
ari.malala >ka tsy sasa ve no nilaza fa efa novidin'i veloo daholo ny tsinay tao antsenany e tsy mazava amiko izany ko=))=))=))=))
28. ari.malala ( 26/05/2005 09:50)
dadabe> :-D

rurik, niteny anazy za oe raha tapaka ny tsinay de ao antsenanareo ihany no maka ka!
29. sasa ( 26/05/2005 10:04)
ari-malala efa lany wa ny tsinay ao an-tsenay ao fa vao hanafatra za io=))=))=))=))=))=))=))=))




Dadabe ka tsy WY anie ny anaran'ilay olontiako fa PY fa diso elah, dia reseso kely hoe rehefa matory dia PY ary rehefa taitra dia POUTSY io ve tsy mba vorom-be sady beloha no be volo be e
30. ari.malala ( 26/05/2005 10:43)
sasa! :-D nareo reto tena midegany mintsy:!
31. rurik ( 26/05/2005 11:23)
=))=))=))=))=))midegany sao dia tokony ho any @resak'olondehibe aza nareo reo????
32. mishou ( 26/05/2005 12:12)
:-D:-D:-D:-D
mampimé be le tantara ry ari.malala fa tena mieritreritra aho hoe fa ngah de tonga tany @ lanitra fahafito mihitsy lery no tsy tadidiny intsony hoe nisy nanafosafo fa de le gazety no farany, sao de mba ilay reniny ary no nahatorana an'ny lery tao fa tsy le zanany. :-D:-D:-D
33. sonwin ( 26/05/2005 12:15)
sasa> toa midegany be leity elah zany :-D:-D:-D:-D
34. ari.malala ( 26/05/2005 14:47)
mishou, k'efa hoe resoin-tory hono izy ko! :-D

35. dadabe ( 26/05/2005 16:46)
sonwin>misy soratra poutsy hono kle !
sao kosa aza de hoe \"Poutsy ihany no tiako eto an-tany \" =))=))=))=))
36. sasa ( 27/05/2005 05:39)
ari-malala midegany ahoana kou ka le blague njy mintsy no degany, fa zava-misy anie izany e ny vorona anie misy volo dia misy lohany e, njy koa intelligente loatra dia mahataka-javatra be da be, fa le voronkely lazain-dry eto aza in marina en realité ? he he aza maka sens hafa fotsiny fa raha tsy izany dia lazainjy midegany doly olona hi hihi
sonwin he he he mampmé elah
dadabe =))=))=))=))=))
37. ari.malala ( 27/05/2005 05:47)
sasa> zany angaha! :-D :-D :-D
38. sasa ( 27/05/2005 07:38)
ari-malala:-D:-D:-D:-D
39. mamzelkely ( 27/05/2005 07:45)
:-D:-D:-Dtsy misy arako tsony le resaka fa sasaidegany sisa!!!:-D:-D:-D
40. rurik ( 27/05/2005 08:21)
=))=))=))=))=))=))=))=))mamzelkely an hisolo an'i veloo aho aloha =))=))=))tapaka ato ny tsinaiko=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5528