resaka plage ihany indray ê!
42. yonikafopl
(
27/05/2005 21:23)
rurik hihiihi tratra njay njy kle, sady miaraka am manina dadabe io an:roll:
dadabe ataovy we any am plage ruruk manao io position io de inn ataonlah?, inn ny solon'ilay voronakely :-w
dadabe ataovy we any am plage ruruk manao io position io de inn ataonlah?, inn ny solon'ilay voronakely :-w
44. rurik
(
28/05/2005 11:23)
tena loza ry reto ty hataonareo ity an .tena tsy nieritreretiko dia i dadabe ve ! hm :(:(:( yonikafopl tena tratra foana aho ko lol
47. rurik
(
28/05/2005 21:49)
iartistika an hitanao ve ilay tenin'i dadabe ery ambony ery io ??:wink::wink:
55. ari.malala
(
30/05/2005 11:44)
dadabe! tsy tiako intso,ny raha mbola manamaina! za nefa efa naika tia anao!;)
56. rurik
(
30/05/2005 15:19)
hitanao izany ry dadabe!i ari.malala efa saika tia anao fa @io sagarasigaranao io dia niova evitra izy
58. rurik
(
30/05/2005 19:59)
inona no mampitomany fa ajanony ny sigara e ianao koa tsssssssssmangina fafao ny ranomaso ntsoooooo
59. sasa
(
31/05/2005 04:50)
ari-malala bedin'i bebe njy anjoany raha tonga eo izy fa nitomany mintsy i dadabe
dadabe mangina konkou rangahy fa tsy misy henoina hira kléo^oo^oo^o
dadabe mangina konkou rangahy fa tsy misy henoina hira kléo^oo^oo^o
60. ari.malala
(
31/05/2005 08:57)
bedin'i bbee ve? ountsss! nga bebe masika be? dadabe nge ataoko :* fts de mangina ê! ony mo dadabe ô! ;) bebe â! efa nampanginiko izy ê! :)