resaka plage ihany indray ê!

61. rurik ( 31/05/2005 11:59)
ari.malala ka tena matin\'i bebe ianao ko jereo anie ilay oroka e hm tandremo tsy izao no fanoroka an\'i dadabe .mahita loza eo an
62. ari.malala ( 31/05/2005 12:38)
hihihi! loza? loza inona aky? fa ndry nga tena matahotra be maintsiny? fa inona no tena atahorandry? le oe dadabe efa antitra ve? reny antitrantitra ireny aky no tena milay â! sa aôna radada? :* :*:*:*:*:*:*:*

63. dadabe ( 31/05/2005 13:50)
rey razako oo,ry lanitro oo,milaza atambo reto kilonga marina;-):-o:-P8-):°)
64. sasa ( 31/05/2005 14:00)
io ny an'lah ry dadabe sasy mipetaka be mintsy le izy fa tsy mba le mipoaka fotsiny
65. ari.malala ( 31/05/2005 15:00)
dadabe, matahotra razana oa zay fa aza miantso razana!
66. iartistika ( 31/05/2005 17:28)
8),tena ahoana bebe-nay am zao klé??
67. dadabe ( 31/05/2005 18:18)
:roll::roll:
68. rurik ( 31/05/2005 21:12)
io ary lay nolazaiko hm :oops::oops::oops::oops:
69. sasa ( 01/06/2005 05:06)
iartistika d tsy fantatsa intsony lesy hoe ahoana fa io iaraha-mahita io ny zava-misy klé
70. ari.malala ( 01/06/2005 07:56)
manin i rurik?
71. yonikafopl ( 01/06/2005 09:00)
iartistika hihih tsy maninona fa allumeuse be le izy de aleo hirehitra klou ka, bedada atokisako baina fa aza manahy a:wink:
72. dadabe ( 01/06/2005 11:35)
bebe ooo:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091