Adblock

1. aristar ( 26/05/2005 21:07)
Ho an'ireo izay mampiasa Mozilla na Firefox dia faly faha mora kokoa ny mi-bloquer my pubs (Ads) isan'karazany nefa manirikiry ilay onglet "Adblock" eo ambanin'ny lien misy sary rehetra raha tsy configurer tsara ilay izy aohatran'eto @ sera² eo ambanin'ny ilay hoe "Votre pub ici".
Misy fika hanalan'azy @ filtres na expression régulière (RegExp). Mandehana ao @ menu Tools dia ny sous-menu Adblock.
Raha mila fanamarinana kely dia mandehan'eto
http://adblock.mozdev.org/
. Teny anglisy io lien dia ho an'izay tsy te hianatra teny anglisy nefa te hianatra informatika dia hiafio eo ilay onglet Adblock
novalian'i fraz ny 27/05/2005 08:10
2. fraz ( 27/05/2005 08:10)
Tsara kosa koa !

Dia ahoana izany ity teny anglisy ity aristar :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2143