Izaho koa
1. Nenibe
(
27/05/2005 15:08)
Tratran'ny komitim-pokontany namany teo an-tokotanin'ny birao i Daad'toa be.
Komity: mandoa sazy ariary zato izany ianao Ra-Dada
Daaa'toa be: Omeo ary zato any izy reniny a
Nenitoa be: iny ary (nanolotra roanjato ariary)
Komity: Ary zato fa tsy roanjato. Tsy manana madinika aho
Nenitoa be: Raha tsisy madinika dia aleo koa aho izany mba hanao dia samy afaka.

novalian'i dadabe ny 01/06/2005 10:19
9. yonikafopl
(
27/05/2005 21:14)
welie hihi tena tsy mody fann za aky an:( ka nampitandreman'i mamzelkely manko izy kou:-w
12. yonikafopl
(
28/05/2005 15:36)
mamzelkely tssssssss tsy manao anzany zahay ka, mitandro ny fahadiovana:wink:
dadabe so de mba efa hitan'i mamzelkely tany lah de nampitandrina izy:roll:
dadabe so de mba efa hitan'i mamzelkely tany lah de nampitandrina izy:roll:
14. RockyMaivia
(
28/05/2005 17:23)
Fa maninona no rehefa hitany ny namany dia asainy mandoa vola?? ny namanareo zany rehefa hitanareo dia hakanareo vola?
17. mishou
(
28/05/2005 19:13)
efa nis nitovy2 ta@io henoko fa @ manaraka hanokafako takelaka iray e
raikitra indray ny mifokan\'ireto an:snif::snif::snif:
raikitra indray ny mifokan\'ireto an:snif::snif::snif:
19. yonikafopl
(
29/05/2005 15:55)
dadabe aaaa, ajanony io maina io fa aza semporinlah mishou kle:evil: