Izaho koa

21. iartistika ( 29/05/2005 18:50)
merci mishou!!! maina kely klou fa tsy mandé ny sary!!!!!
22. dadabe ( 30/05/2005 04:15)
:@:@tsy mandeha ahoana lty ?? imishou aza mbola ho semporiko hono kleo^oo^o
23. sasa ( 30/05/2005 05:36)
za kou hifoka aloha kan:@:miam:
24. ari.malala ( 30/05/2005 05:56)
nareo r'ireto ratsy fanahy! :( tsy mba azo iangaviana mintsy oe tsy mahazakaa n'le setroka ny ambanilanitra se ny be sy ny maro! :snif::snif::snif::snif:
25. rurik ( 30/05/2005 08:36)
ari.malala aza mitomany aky an izaho ato efa faripeo mihintsy @setroka sady moly an:oops::oops:
26. sasa ( 30/05/2005 11:08)
he he he aleo fa tsy hifoka intsony ary izahay e
27. ari.malala ( 30/05/2005 12:21)
ny anareo zany foana nefa ra vao maita okaz de mifoka ihany! ratsy fanahy mintsy!
28. rurik ( 30/05/2005 15:13)
i sasa manaiky fa raha vao miditra eo ny sasany dia aoka fotsiny efa maimbo vava mihintsy @sigara:-D:-D:-D:-D:-D
29. dadabe ( 30/05/2005 17:46)
izaho koa:cry:
30. rurik ( 30/05/2005 20:02)
hm dadabe mody adala eo an hm ko raha tsy haiko ko sa niova:roll::roll:
31. sasa ( 31/05/2005 04:35)
tsy mifoka intsony wa izahay izao mihaino hira indrayo^oo^oo^o
rurik tsy ari-malala mandihy nareo 2 haingana
32. dadabe ( 31/05/2005 05:54)
o^oo^oo^ohenoy ny hira fa tsy be kozy toi
33. ari.malala ( 31/05/2005 08:44)
alefaso ary le hira andihizako ê! ampandihizako tapany ambany ;)
34. dadabe ( 31/05/2005 12:52)
o^oo^oo^otsy be kozy fa mandihy fotsiny e
35. sasa ( 31/05/2005 13:55)
kole sereo kole sereo raha tianao sao lasa an'olo ô!
o^oo^oo^o
36. ari.malala ( 31/05/2005 14:28)
eo ary ê! lasa izao an! ;)

37. iartistika ( 31/05/2005 17:17)
8)8)hafa ihany le zavatra ko...
38. dadabe ( 31/05/2005 18:11)
marina zany baina ao^o
39. yonikafopl ( 01/06/2005 01:09)
o^o
40. sasa ( 01/06/2005 04:57)
iartisika izay alou dia marina nefa anie ny andriambabilanitra kou tsy maintsy hajaintsika eo^oo^oo^oo^o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0436