Fehiny

1. Jaomalandy ( 26/05/2005 19:38)
Maro gasy mihevitra fa tsara ny fitondran'i Ratsiraka ka mitady zay fomba hiverenany.
Na inona lazanao na inona tsy misy olo credible afaka hanohana ny fiverenanan-dRAtsiraka eo @ fitondrana ra tsy i Ngahy Ra8.
Amiko
Conférence nationale = fanonganam-panjakana = fiverenanan'i Pierrot :-* Ratsiraka = zaraina ny marché toy ny mahazatra làlana 100m/ 5 villa, zaraina ny toerana= Stabilité politika, zay tsy mahazo place manao conférence ndray. Misy gasy maty sy tetezana tapaka ndray vao miala eo izy.

8O TSY MISY AO HOE INONA NO HAZON'NY GASY
novalian'i pika ny 01/06/2005 05:11
2. xxx ( 26/05/2005 21:24)
jaomalandy:
Maro gasy mihevitra fa tsara ny fitondran'i Ratsiraka ka mitady zay fomba hiverenany.

Koa efa maro izany izy dia inona olan'i Jaomalandy amin'izany. Zah tsy mbola mivaky loha amin'ny ady lahy politika any Dago an ary, mbola tsy haiko hoe iza no manana raison na mba credible kokoa fa ny zavatra hitako fotsiny dia ny hoe, ataon'olona eo amin'ny fitondrana excuse amin'ny tsy fahombiazany i Ratsiraka. Ca va pas izay amiko.
Diniho kely ange ireto e:
-Vao misy tsikera kely ataon'olona amin'izao fitondrana izao dia izao no matetika ny valiny: Iza no nahavoavoa, Ravalomanana sa Ratsiraka?
-Raha tena mibaribary ny lesoka hita, dia izao ny valiny: Olana napetraky ny fitondrana teo aloha io ary efa miezaka ny hamaha an'io izahay izao.
-Miakatra ny vidim-bary, valiny: Adinonareo ve enareo tsy nisy nohanina tamin'ny andron-dRatsiraka iny?
-Dia mbola ampian'i Jaomalandy koa hoe: "tsy misy olo credible afaka manohana ny fiverenan'i Ratsiraka eto antanindrazana ra tsy i Ngahy Ravalo". Ka tsy raha hoe efa tsy eo Ratsiraka dia efa Paradisa ity Madagsikara malalantsika ity! Mbola misy olana maro aro ngeza mihoatran'izany fiverenan-dRatsiraka izany no hitako.
3. Tanala ( 26/05/2005 22:45)
Mianga @ zava-misy io ry Xxx,
Firenenao zao ve na atao hoe mamy toy inona ny seza dia tapahanao ny tetezana, navita tetezana firy ianao
Fa inona kay no dikan\'ny firenena malala @nareo e?

Toy ianareo lay mieritreritra hoe 3 telo taona tsy misy afatsy làlana tsy azo ho hanina ihany io zay miteny ray.
30 taona naninona, ny zavatra tsy azonareo dia ty noho ianareo reo ninono fotsiny teo anilany tonton nareo no nahatonga ny tsy fahombiazana nandritra io fotoana io.
4. xxx ( 27/05/2005 04:05)
Tanala marina. Dia aza misaina intsony izany fa minonoa indray. Ny zavatra tenenin'la io manko dia hoe : enareo ninono taloha dia anjaranay indray izao. Na mbola tsy dia misy korontana firy aza lesy dia efa basy sy tafondro no mandehandeha otrin'ny menaka na Yaourt any amin'ny Magro. Tsy mino aho hoe, hanaiky hiala eo io Ravalo io raha tsy lany. Zah tsy tia korontana an, fa ahiahy ny ahy io.
5. pika ( 27/05/2005 05:34)
fa angaha moa raha mba miteny izay zavatra tsy mety tokony ho harenina dia lazaina fa mitady ny fiverenan'i Ratsiraka :?: valiny non
tsarovy anefa fa ny fisian'ny démocratie no mahatsara zazvatra
marina fa tsy misy mpitondra tonga lafatra ary tsy mora2 izany mitondra ny firenenea izany saingy rehefa hita hoe tsy mande dia ambara e
atao izany mba hanitsian-dry zareo ny tsy mety
raha mbola tiany ny ahazo ny fon'ny olona
sady ny vahoaka koa tsy miraharaha na iza ny eop na iza fa ny fantany dia mandeha ny fiainana dia izay point
6. Tanala ( 27/05/2005 08:18)
xxx> Izahay ry baina tsy manana Tonton na Papa ao fitondrana fa mino fotsiny izahay hitondra fandrosoana ny làlana vita sy fitaom-pianarana an, mba tsy hijery sary intsony ny taranakay rehefa mifidy. Mba tsy hanaiky hotambatambazana sakafo mitam-pihavanana ray andro intsony :lol: dia manapaka pont.
7. Tanala ( 27/05/2005 11:36)
Zao anie ry Pika e,
Marina hoe rehefa misy zavatra tsy mande de ambara, fa mba rehefa misy zavatra mande koa de ambara e.
Ny olona mikaon-doha hoe ahoana ny ahazona vola ny vaza, ny sasany ny haka ny vola ny gasy ihany no maha may azy.
8. zandrypte ( 27/05/2005 17:31)
Lalana ve ry leiry ho azo hoanina an
politique de survie no ilainy gasy stria izahay tsy mi vivre fa mi survivre
ohatra fampiakarana ny pouvoir d'achat reforme agraire hampiakarana ny production (vary io)
mba face @realite izany fa tsy misorirana
Mba avelao manao import koa ny hafa mba hisiny concurrence
9. Tanala ( 27/05/2005 18:28)
Ny hanina lety misy fa ny làlana no tsy ampy ah,ny gidro ary mamboly voky tsy mamboly voky, ela ve de ambakan'ny gidro.
10. Jaomalandy ( 27/05/2005 19:14)
o Xxx e,
Zao raha volagniko aminao, vao vita eo ny conférence nationale dia de ty ny question
Iza no atao filoha? merina sa cotier? Candidats 10.
Mbola tsy niôva ny gasy, gasy fona antsika la bandy ty.
Dia hoy Ratsiraka ombay lalana ôooo.
Vita kabary. Paradisa tsisy ohatr'izeny.
11. felicia ( 27/05/2005 21:39)
zao e...ny gasy rehefa apres 5 taona mbola tsy miarina ny toe-karena dia ohatran'ny hoe ratsiraka ihany no milay...tao aorian'ny zava-misy t@aorian'ny fifidianana ireny nitotongana be ny economie ka tsy hoe efa.taona na telo taona akory haharina azy...en plus mba tadidio fa ratsiraka dia mitady ho faty eo @ fitondrana eo,ary mitady hanao dictature...hainy ny miteny izay tsy mahomby eo aorinany fa izy akory dia tsy misy zavatra tiany afatsy ny adim-poko sy hampisaraka ny malagasy...
12. Chuan ( 28/05/2005 11:24)
Ny olana eto amintsika de ilay fiheverana owe rehefa eo amin`ny fitondràna dia tsy azo kianina mihitsy na koa hoe ambonin`ny lalàna angaha ! Izay no antony nahatonga ny fitondràna maro nifanesy teto samy dedaka hoe democrate daholo nefa tsy nisy iray nahasaky nanangana ny Fahefana Mpitsara mahaleo tena izay anisan`ny mampiavaka ny tany Demokratika iray . Ny dikan`izany dia matahotra satria misy kozy tsy marina kely foana atao ao . Ny fanapahana tetezana ...sns dia ohatra iray fa ny mpanao politika mitondra dia mihevitra fa an-dry zalahy ny tanana ka azony atao daholo izay tiany hatao . Zaho aloha tsy mankasitraka ny hoe conference nationale = famontsorakeloka ho an`ny mpanapoaka tetezana e ! Koa raha tsy an`ny Dadan`lah io na an`ny maman`ialahy ! Aleo hiharan`ny lalàna izay bevaka rehetra , na fitondràna taloha io na ankehitriny , ary ny fitondrana ankehitriny koa tokony hahazaka tsikera satria tsisy dikany ny manao "hosana" lava raha misy zavatra fopla tokony harenina eo . Mazava ho azy fa izay tsikera constructive ihany no raisina fa tsy ny "fanaratsiana be fahatany " , fa ny fitondràna tokony hihaino ny feon`ny tsara sitrapo rehetra fa olona iray tsy hahavita irery an`i Gasikara !
13. Chuan ( 28/05/2005 11:25)

14. fijo ( 30/05/2005 23:12)
ny olananapetraka dia hoe mbola mila andratsiraka ve isika amin'izao olana izao?hoy aho hoe NON
15. pika ( 01/06/2005 05:11)
izay ilay toetsaian mbola tsy mamely fa angaha raha miteny ny tsy rariny sy ny tsy mety dia hoe mila ny fiverenan'ny ratsiraka
ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e andraso kely aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1904