tsy mety tsemboka ...

1. bichette ( 26/05/2005 13:56)
manezaka ihany misotro rano ara-dalana fa tena tsy mety tsemboka mihitsy na dia reraka sy avy manao sport aza, inona no antony ? ary sao dia mamparary izany ????:roll::roll:
novalian'i fijo ny 30/06/2005 21:50
2. Samoana ( 26/05/2005 14:10)
bi/ Mangotsaka ao anatin-jy ao fotsiny izany ny rano natelina kouh !hihi.Mety misy blocage ny glandes sudoripares fa mangataha hevitra @ Radoko tena izy e ! Ny oul efa antitra no matetika miseho toa izany anefa njy toa mbola zeun b kle !
3. bichette ( 26/05/2005 15:00)
misaotra ny amin'ny sosokevitra
4. RockyMaivia ( 26/05/2005 15:23)
Na dia efa mitafy bodofotsy aza ve dia avy eo mihazakazaka eny @ désert dia bola tsy tsemboka ihany??
Ary rehefa poritra te hikapa nefa tsy mahaita trano kely dia tsy tsemoba koa ve??o^o

5. bichette ( 27/05/2005 08:56)
:roll::roll::roll::roll:
6. dadabe ( 30/05/2005 19:12)
bi7>misotroa rano be ,de manaova la marche matetika fa mety mpandeha fiara matetika angamba njy de zay no mahatonga le masokoditra tsentsina,(tsy hoe maloto a)
lava be ny fanazavana fa ajanoko eo
7. sonwin ( 31/05/2005 14:42)
de rano mafana foana ampiasaina refa mandro, milona elaela ao anaty benoara mihitsy aza no tsara
8. bichette ( 23/06/2005 13:01)
mafana be zao ny andro, tsy tsemboka be aho
9. booboo ( 23/06/2005 13:12)
Tahona cerises amainina dia ampiarahina @ raha fisotro (thé, tisane na rano tsotra fotsiny...). Tsy mampatsemboka fa éliminer @ pipi ny raha tokony hivoaka. Mety kokoa ho an'ny oul tsy mpisotro rano klou fa tsy haiko raha mety @ cas-n'i Bichette ?
10. bichette ( 23/06/2005 13:35)
booboo > melsi aky a
11. fijo ( 23/06/2005 19:58)
sao mamono izany ry boboo an.bibinay io tsy tianay hovery an
12. bichette ( 28/06/2005 15:00)
booboo > efa henoko izany fa tsy mbola nanandrana aho sady fotoanan'ny cerise izao
fijo > aza matahoatra enao fa eto foana aho
13. fijo ( 28/06/2005 22:18)
bibi an ,mihinana koa vomadilo fa io mora mahatsemboka
14. booboo ( 29/06/2005 10:55)
fijo>aaa, tsy mahafaty io kah! sady zà tsy tia mamosavy namana kah hihihihihi. Fa io ny fika fataon'ireny infirmières sy aide-soignants eny @ hopitaly na maisons de retraites ho an'oul tsy misotro rano nefa tokony hi-éliminer ireny.
15. fijo ( 29/06/2005 20:04)
boonoo hay,za koa mba hanandrana ary.fa le tahony ve ,rantsany no tianao lazaina sa inona?
16. booboo ( 29/06/2005 20:46)
oups, ilay "queue de cerise" iny lé ataoko oe tahony kah
17. fijo ( 29/06/2005 20:57)
hay le kely manaraka azy iny?ok ary e
18. booboo ( 29/06/2005 21:05)
19. fijo ( 29/06/2005 21:13)
ndraso fa mba hanao aho fa te hotsemboka be
20. booboo ( 29/06/2005 21:20)
eeeeeeeeeh tsy mampa-tsemboka io fa éliminer any @ pipi aby fotsiny ny raha tokony ho éliminer @ fomba natoraly hafa (atsembohana ohatra)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2045