Am-pitiavana be...

1. ari.malala ( 21/06/2005 08:17)
isy lahiantitra nipetradrery tao @ tanàna iray ony zany, de mpamboly vomaanga ingahy, de te hamboly vomanga toy ny fataony fa saingy asa mafy ity fambolena satria mila miasa teny ets... nefa le zanany mpanao anzany nigadra. De nanoratra tany @ zanany le rangahy :

Cher Kevin
malahelo tokoa rainao anaka, satria de mety tsy ho afaka hamboly ny vomangako aho @ ty taona ity: efa antitra loatr aho ka tsy hovitako ny hiasa an'io tany io! raha mba teto mantsy ianao anaka dia tsy ho olana izany satria fantatro fa ianao ihany no hiasa ilay tany!
AM-pitiavana be, ny dadanao.

Andro vitsisitsy taty aoriana de naharay taratasy vy t@ zanany le rangahy:
Dada, tahian'Andriamanitra re ianao, aza asaina ny tany fa tao no "nandevenako ilay faty!"
Am-pitiavana be, Kevin

Ny ampitso @ 5 maraina tonga ny polisy nihady sy namadibadika ilay tany manontolo tsy nahita na inona na inona, de ny hany azo natao de niala tsiny t@,ilay lahiantitra de lasa nandeha.
Ny androtr'io ihany de nahazo taratasy avy t@ zanany ingahilehibe :
Dada,
afaka mamboly ny vomanganao @zay ianao. Izay angamba no azoko natao nanampiana anao satria za mbola migadra,

Am-pitiavana be, Kevin
novalian'i dadabe ny 01/07/2005 10:46
2. sasa ( 21/06/2005 10:04)
=D =D =D =D ari-malala mahay be njy :-* :* :-*
3. coolman ( 21/06/2005 11:47)
=D =)) :@
bravo!
4. dadabe ( 21/06/2005 12:22)
:evil: soa ihany fa le dadabe no nahavoa fa raha tsy izany de niady tsika2 @ leresaka lahiantitra=dadabe :wink:
5. ari.malala ( 21/06/2005 13:04)
dadabe:

:evil: soa ihany fa le dadabe no nahavoa fa raha tsy izany de niady tsika2 @ leresaka lahiantitra=dadabe :wink:



mahazo miady ianao fa i ari.malala tsy mahay miady zany!
6. mandrindra ( 21/06/2005 13:17)
:-D :-D , izaho no lazain'i ari.malala fa mampihomehy foana ary ambadika ary nefa ianao no tena mahay mitantara hatsikana. manja e!!!
7. ari.malala ( 21/06/2005 14:29)
:) misaotra ê! :)
8. mishou ( 21/06/2005 20:43)
hi hi hi, nry ry tony e, nahita fika kosa ilay zanany hiasana ilay tanim-bomanga koa, gendarme roa be izao, tsy maintsy hoe mamboly vomanga sisa no ataon'ny lery fa tena m-pitiavana be marina no nanaovany ilay fika hanampiany an-drainy an
ari. malala> ten amampihomehy tsara:-D:-D:-D:-D:-P
=))=))=))=))=))=D=D=D=D
9. fijo ( 22/06/2005 04:46)
milay e
10. sasa ( 22/06/2005 04:55)
ari.malala milay akia an bizzzz kely aloha:*:-*:*:-*
11. sasa ( 22/06/2005 05:17)
ari.malala am-pitivana be akia an:-*:*:-*:*:-*(l)(l)(l):-*:*
12. dadabe ( 22/06/2005 06:41)
oadray le ary averin'i toi in-2 mihitsy asady versionn 2 samy hafa:-w:-w
ao kou zah mba hanao le
arimalala =D=D milay be le izy de:*:*:*:*:*:*:@:@
13. ari.malala ( 22/06/2005 08:11)
dadabe sy sasa> (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
14. eh ( 23/06/2005 05:14)
tsara ilay izy ê! rehefa ny zavatra no atao am-mpitiavana d milay fôna ka!
15. Kintanakely ( 23/06/2005 06:40)
=D=D=D mankasitraka e!:-D:-D:-D
16. pissoa ( 23/06/2005 09:12)
=D=D
17. sasa ( 23/06/2005 10:10)
ari.malala njy ity akia mahay mintsy an:*:-*:*:-*
dadabe io ihany no mahatezitra an'i bebe io elah manao bisous sipa io, tandremo indray sao miady eo ary d'efa miteny aho izay
18. bibioul ( 23/06/2005 13:04)
:-D:-D:-D:-P
19. sonwin ( 23/06/2005 13:06)
20. Angie ( 23/06/2005 13:10)
=)) tsara, hafa koa akia ari. a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1403