Am-pitiavana be...
23. yonikafopl
(
24/06/2005 07:44)
sasa he he he he aleo izy hanao izay tiany less aaa, misy tsy ampy oroka ngamba de lery manana amby ampy kleee
24. sasa
(
24/06/2005 10:41)
yonika d havelanjy hizara ve izy akia
Ny ahy aloha i ari.cherie izao tsy avelako homen'iza n'iza intsony kou
ari bisous be mintsy ela be an:-*:*:-*:-*:*:-*
Ny ahy aloha i ari.cherie izao tsy avelako homen'iza n'iza intsony kou
ari bisous be mintsy ela be an:-*:*:-*:-*:*:-*
26. mishou
(
24/06/2005 21:48)
sasa> fa angah moa élà efa vita divorce no tara @ ari.malala indray:-D:-D:-P
27. Mifenty
(
24/06/2005 22:17)
Fantatro fa andalo eto zao i rurik hamaly de zay no anoratako vetivety eto.
Tsy mahita tory mantsy i rurik d fenoiny ny anarany ny ato am forum hihihi.
Aza sendra an-dry ilaikanosa fotsiny fangamba an!!!
Tsy mahita tory mantsy i rurik d fenoiny ny anarany ny ato am forum hihihi.
Aza sendra an-dry ilaikanosa fotsiny fangamba an!!!
28. xxx
(
25/06/2005 00:08)
fa inn fona ary ty ataon'i mifenty eeee, de tsy hisy hamaly zany raha tsy miditra rurik ve kleeeeee,:evil::evil::evil::evil::evil:
31. mishou
(
25/06/2005 15:20)
bedada> feno ny anaran'élà atsy @ mivoaka kely (le vao hiditra atsi e) aza mandalo eo mifenty fa hogahany eo ialahy androany
za kaloungany tsy ao anatiny an
za kaloungany tsy ao anatiny an
33. sasa
(
27/06/2005 04:46)
mishou efa vita efa ela ny divorce akia an, izy aza efa lasan'olon-kafa e
mifenty fa maninona anlah foana aza i rurik e aza atao an'izany kosa izy nama fa mampamahelo an
ari (l)(l):*:-*:*
mifenty fa maninona anlah foana aza i rurik e aza atao an'izany kosa izy nama fa mampamahelo an
ari (l)(l):*:-*:*
35. rurik
(
27/06/2005 08:25)
raha nyfahafatarako azy ry reto dia izao fanoratako manaraka azy @tany izay anoratany ny anrako izao no mahafinaritra azy an ka dia taterahina anie ny sitrapony sao izao no mba mahafalifaly azy !