singapor

1. fijo ( 22/06/2005 20:09)
mijery fandaharana ao amin'ny arte za io no sady mamaly eto,ka gaga fa misy fandaharana momba io tanana kely io.
voalaza fa any izao dia manahy ny mptondra fa kely dia kely ny fananahana,ka mitady hevitra ny hampitomboana io fananahana io ry zareo.ary dia mandefa doko eran'ny tanana mamporisika ny olona hiteraka.
antony hono mihena ny fitsiriritana any.??????
mba lazao hoe ry zareo izay efa tany,raha izay tokoa ny any.
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:23
2. dadabe ( 23/06/2005 00:57)
:-w:°)singapor sa singapour le izy ra fijo ? de aiza? aty asie ve? sa any afrika ? sa any la frantsa kle ?:°)
3. xxx ( 23/06/2005 06:04)
Ka ny singany ihany no miasa ka aiza no tsy hihena ny fitiavana le...
4. fijo ( 23/06/2005 20:03)
dadabe singapour le izy fa za koa mba gaga fa singapor no nosoratandry zareo.tsy haiko na anglisy io na ahoana.any amindry kitjo e.
5. yonikafopl ( 24/06/2005 05:26)
dia miandry an'i kitjo zany hanome fanazavana:wink::)
6. majakely ( 24/06/2005 08:11)
Ka tiany hogasina angamba io teny io Fijo !:lol:
7. dadabe ( 24/06/2005 10:34)
fa tsy ampy y:D
8. sipagasy ( 25/06/2005 08:01)
hihi dadabe hihih
9. dadabe ( 25/06/2005 10:42)
manina njay zah razoba a??:wink:
10. yonikafopl ( 26/06/2005 04:48)
dadabe tsssssssssss:(
11. dadabe ( 26/06/2005 08:26)
:*:*:*:*
12. fijo ( 28/06/2005 04:46)
oka letsy bedada an.
13. dadabe ( 29/06/2005 03:16)
fijo:wink:
14. fijo ( 29/06/2005 04:02)
manina ngah bedada any lavitra any?
15. kitjo ( 02/07/2005 10:01)
hahhaha
zay vao hitako le resaka

Tena marina io aty ary tena omena vola be mihitsy ny olona izay miteraka
Amporisihana koa ny olona haka PR ( hanao Resident permanent) ka vao mahavita fianarana dia toloram-potsiny izany...ny antony dia mitovy @ citoyen singaporean (singapourien?) ihany refa manana PR ka amzay le olona mipetraka eto fa mahazo tombotsoa maro dia miteraka ka mampitombo isa ny mponina sns

Ny antony dia matahotra ry zareo fa lasa antitra ny mponina ka tsy "active" lotra ary ny generation manaraka dia mbola kely ka misy elanelany be.

Ny antony tena mahatonga ny olona tsy miteraka koa dia satria ny olona aty tena tia miasa be ka aleon zareo miompy saka sy alika toy izay hiteraka fa tsy afaka miasa hono rehefa miteraka sy mikarakara zaza no mahabe depense.

Ny vidin' ny sakafon' alika/saka/bitro sns dia lafo nohon' ny hohanin' ny olona nefa tsy mitsahamitombo ny isan' ny mpivarotra sy ny park tsara tarehy fitondrana alika.....

Efa tena lafo be mihitsy ny tax aloa amin' ny alika sy saka isam- bolana ho an' ireo izay manana fa tsy mampaninona ny olona.

@zao fotoana izao dia any am-piangonana sy any ampianarana ny fitondrana no manao famporisihana ny olona hiteraka ka amzao aloha efa mba miteraka zaza 2/ fianakaviana.

Rehefa mandeha @ arabe amzao dia tena hita fa mitovy2 daholo ny taonan' ny zaza eny andalana satria 1ere production t@ hetsika famporisihana angamba....he he

Vita tompoko!
16. dadabe ( 02/07/2005 12:20)
=D=D
17. fijo ( 04/07/2005 21:55)
kitjo an ary maninona moa raha mankany indray aho e.sao mba mahvita ze vitako any ihany.
18. dadabe ( 05/07/2005 03:31)
:-w:-w ataon'ikaretsaka vita matavy any toi fa humm
19. kitjo ( 05/07/2005 12:38)
ha ha ha

dadabe> haka taranaka kely maso ange iznay fijo e
20. fijo ( 05/07/2005 22:46)
bedada wa tssssss,
tsy kitjo anie no hampitombona isa fa ny didimaso e.raha mba mahavita dimy ve za tsy mba efa hummm izay ny vahoaka any le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2014