iza no filoha mendrika indrindra

1. joda ( 29/06/2005 15:38)
philibert tsiranana
ratsiraka didier
zafy albert
ra8
novalian'i fijo ny 16/08/2005 22:42
2. aristar ( 29/06/2005 16:52)
ary toa adino
Ramanantsoa
Ratsimandrava
3. maditra ( 29/06/2005 17:20)
tsssssss no tena mendrika indrindra, hihi
4. ainaheri ( 30/06/2005 07:26)
Tsiranana no tsara na d tsy itako aza
5. jentilisa ( 30/06/2005 08:22)
Adino ihany koa Andriamahazo sy Razanamasy ary Ratsirahonana. Dia tsy maintsy ireo ve no fidiana? tany amin'ny sera hafa manko io saingy tsy nisy ra8 tany.
6. xxx ( 30/06/2005 09:21)
ary Andrianampoinimerina adino hihihi
7. xxx ( 30/06/2005 10:04)
Hisy hoatra an'i Deba ve e! Iny sady marani-tsaina no fetsy, raha tsy izany izy nofidian'ny gasy imbedabe, raha mbola mahazo miverina aza izy, mbola ravany tsara ny tanĂ na! hi!hi!hi
8. xxx ( 30/06/2005 13:38)
tsy aleo kosa ve ry xxx i Satrobory (fa tsy satroka penjy akory a ) toy zay iny debadeba nareo iny, reny no atao hoe maranitsaina amin'ny ratsy
9. mandrindra ( 30/06/2005 14:11)
toy ny manontany ianao hoe inona no aretina tianao ho azo ny bemangovitra sa ny oma miadana !!!
10. nazi ( 30/06/2005 14:31)
I Ra'Noely (sakelidalana) kou nge tsy ratsy ra ato filoha e! Sady taviny no volony mantsy lery!!
Na kou ry zalahy ao @ fou-hehy (filoha,praiminisitra,ary ben'ny tanana)Otsan'ny hilay an!:-w:-w=))=))=))=))
11. johary ( 30/06/2005 18:09)
tok. i Turbo Francis ko efa nilaza fa ra mbo izy no miliaridera de ... ividanany milibandi doli...
12. bryan ( 30/06/2005 18:28)
ra 8 koa aloha nahavita zavatra tao anatin'ny fotoana fohy e, na dia eo aza ny aretin-tsika gasy tsy mahari-pery
13. fijo ( 30/06/2005 21:59)
tsiranana sy ra8 no nahavita be indrindra tao mada
14. ravatorano ( 01/07/2005 04:48)
ny nanansoa an ity firenena ity aloha dia hitako fa nanao tokoa Ingahy Tsiranana sy Ravalomanana ary hita porofo izany fa ny ambiny nanao fa kely ary ny paosy no tena nofenoiny.:evil::twisted:
15. Lejim ( 01/07/2005 17:42)
Gaga zah!:o
16. johary ( 01/07/2005 19:34)
za tsy nahita an'i Tsiranana fa ny zava-bitany no hitako. Ra8 koa to misy antenaina ra zo no mitohy ...
17. fijo ( 04/07/2005 23:39)
ireo roa ireo ihnay no nahavita be tao.hatramin'izoa aloha an
18. razakatiana ( 13/07/2005 18:59)
Ra8 ihany izao no mety afaka hahatafita ny gasy lavidavitra kokoa raha tsy be menomenona isika. Hitantsika ny afitsoky ny sasany efa teo.
19. fijo ( 13/07/2005 22:00)
izay aloha dia mety azo hinoana raha samy miezaka ny rehetra
20. babalahy ( 16/08/2005 16:29)
Tsy aleo ve i Hery no mendrika atao filoha fa mahavita zavatra tsara no sady milamina sa ahoana?^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4222