Fitiavana maharitra

1. lebaba ( 05/07/2005 01:25)
Matetika ny olona dia mafana be eny am-boalohany de rehefa avy eo miha-mangatsiaka de misy aza ny sasany hono leo,de mitady hafa indray..... De manontany anareo efa manana traik'hefa hoe ahona ny fomba atao mba hampaharitra ny fitiavana. Misy zavatra mba tokony hianarana ihany mantsy nefa tsy natao tany am-penarana. Misôtsa
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:22
2. lo ( 05/07/2005 03:11)
hummmm mahaliana :@
miandry andry zareo manampahaizana zany hamaly e :)
3. zefalah ( 05/07/2005 03:12)
lebaba!! gravy ela..
le izy alo raha amiko manoka dia zao.
Fitiavana maharitra indrindra dia ny fitiavana tsy maika,zany hoe tsy maika maika...fa entina tsikelikely,,@zay de mateza..satria ny zavatra refa tonga de tanterahana avokoa dia malaky botika.
Ny fitiavana samabatra dia tsy mila enarana amiko.
fa miankina @ le olona roa..ra somary maimaika le ray de tokony tsy ho zany koa le ray.
fitin-ko le izy e.
fitiavana maharitra dia ny fitiavana tsy misy ay ay
mifampananatra @ zavatra tsara..mifanaraka tsara eo @ lafiny rehetra...mifanampy fa tsy miandry apina fona.
aminy manaraka toizina
4. lilbon ( 05/07/2005 05:04)
'NAONA lebaba!
lebaba !
ahoana no fisehon'ny fitiavana eo @olona iray?
ny tena fitiavana eo @mpifankatia dia avy hatrany dia miredareda foana raha samy tia!
tsy misy zany we tia kely aloha @voalohany!fa raha izany manko no izy dia mbola mieritreritre ilay olona ka mijery ny interets isan-karazany aloha sy ny incovenient ihany koa !
ny mampaharitra azy in 1 dia miankina betsaka @stabilité psychologique ny tsi11
5. fasaly ( 05/07/2005 05:06)
ka izay mintsy ndraindray ny mahazo ahy e! mora tia be nefa mora leo, de ahaoan no atao mba hampi-stable an'ilay izy....iza no mahalala ???
6. lilbon ( 05/07/2005 05:11)
ohatra etat psychologique:
raha atao @teny malagasy io dia we toetran'ny tsi11
1)olona 1 nerveux de nature zany we mihetsiketsika ,
mahavita zavatra betsaka ,haingam-pandeha ,intelligent be ,curieux,...,dia mety ho sarotra @ny hitoetra @fitiavana olona 1 satria
-curieux izy te ahalala ny olona hafa sy forme d'amour hafa
-intelligent izy ka mikatsaka ny tsaratsara kokoa hatrany.
-ary nerveux izy ka tsy mety raha tsy mihetsiketsika
.....
7. lilbon ( 05/07/2005 05:13)
io olona io dia matetika atao we EXTRAVerti
8. lilbon ( 05/07/2005 05:17)
fasaly!
voatery mamehi-tena be enao vao mety izany!
TSAROVY ANEFA FA
TSY WE RATSY NY OLONA MIOVAOVA FITIAVANA
FA FITSARANA IVELANY DAHOLO ZANY
RAHA mamehy tena ianao dia mety hijaly anaty ka hamparary anao zany!
izao no fehin-teny:
mba tsy hampiasa saina de manaova fampiasam-batana
5port pour vous liberer de votre pensée qui pourrait détruire votre EGO.
9. ericgael ( 05/07/2005 05:30)
=D ^:^ =D ^:^ kôzy é
10. akamatiana ( 05/07/2005 05:56)
:roll: liana be zah :-w:-w:-w:-w
11. booboo ( 05/07/2005 06:15)
mandefitra, miresaka, mihaino fa tsy mandre fotsiny, manao zay hambabo ny iraika foana (kaly, kolokolo vatana,...), mizara(activités iraisana, sorties en amoureux ndraindray...). Santionany zay fa ny fehiny : rien n'est acquis en amour, mila havaozina isan'andro isan'andro.
12. lilbon ( 05/07/2005 07:18)
booboo!
voila le probleme :rien n'est acquis!
donc ????
"celui qui aime ,est celui qui est vaincu".
mais "ne frappe jamais une personne à terre".
ny fitiavana dia :
"profite toujours de l'amour qui est à ta portée,..."
13. lilbon ( 05/07/2005 07:23)
zavatra maro no tsy takatry ny sain'olombelona eto @ity fiainana ity ,ary anisan'izany ny FITIAVANA.
FITIAVANA miseho @endrika maro.
ny fitiavana manko dia sentiments 1,na fihetseham-po 1 izay tsy voabaikon'ny saina !

14. radriana ( 05/07/2005 07:28)
Laingalainga ry reto fa rehefa ela ny ela leo foana a, fa amizay indray efa lasa fahazarana sisa ilay miaraka fa ilay fitiavana somary efa tsy dia ao intsony. Fa tsy midika akory izany hoe mitady hafa an, mijanona ao ihany fa manao fialamboly hafa toy ny sport araka ny voalazan' i Lilbon, manao boutique sns e, à mon avis raha tiana haharitraritra ny fitiavana dia tsy mifanjohy lava eny tsy atoandro tsy alina.
15. chipie1 ( 05/07/2005 07:47)
mila kolokoloina otrany voninkazo ny fitiavana ! dia anjaranao ny mikolokolo azy mba hampateza azy , aminy lafiny rehetra , "santionany zao io lazainy booboo kely io "
16. tsondjo ( 05/07/2005 08:06)
chipie1:

mila kolokoloina otrany voninkazo ny fitiavana ! dia anjaranao ny mikolokolo azy mba hampateza azy , aminy lafiny rehetra , "santionany zao io lazainy booboo kely io "



Marina io voalazan'i zolie chipie io fa izao koa e!!! misy ilay ataon'ny vazaha hoe age de raison io dia valable @ rehetra na @ zaza na @ fitiavana na @ asa na @ inona.Io age de raison io de ny eo @ faha 7 taona izany ka jereo fa matetika dia misy fiovana foana eo raha tsy hainao ny mikolo azy, matetika ny pifankatia tonga eo dia mametraka fanontaniana we ahoana ny hatao tapaka eo sa mbola tohizana?? fa dia eo izany ny tena hoe mila manao jery todika ka mila manova ny tsy nety ary manamafy ny efa azo e!!!

17. mishou ( 05/07/2005 09:02)
za kaloungany tsy experte e, fa ny zavatra rehetra amiko miantomboka, miakatra, tonga @ faran-tampony, mitsosorika, maty de tsy tadidy intsony na tantara sisa fa ny fotoana no miovaova arakaraky ny olona
na vonikazo io na fitiavana na toe-karena, na inona na inona e
fa rehefa ao aloha de mahaiza manararaotra be fa tsy hay hoe rahoviana ilay hahataperany:-D:-P
18. pika ( 05/07/2005 09:22)
sarotra be ilay izy
ny fitiavana tena vokatry ny fo tsy nisy interet ary efa vita sedra @ zavatra maro isan-karazany no mety aharitra
fa raha mbola tsy vita test aloha sarotra be izany e
nefa asa kolony
19. ari.malala ( 05/07/2005 10:57)
lebaba:

Matetika ny olona dia mafana be eny am-boalohany de rehefa avy eo miha-mangatsiaka de misy aza ny sasany hono leo,de mitady hafa indray..... De manontany anareo efa manana traik'hefa hoe ahona ny fomba atao mba hampaharitra ny fitiavana. Misy zavatra mba tokony hianarana ihany mantsy nefa tsy natao tany am-penarana. Misôtsa


raha tena fitiavana dia mafana foana fa tsy midina izany ny mari-pana. Matoa izy niha nidina dia nisy zavatra iray monja tao @ ilay olona nitiavana azy (ohatra nyharenany ka nonylany ny vola dia niha nangatsika ny fitiavana) na ny bika aman'endriny, ka nony injay niha antitra izy na sanatria nisy loza nahazo azy ka nanimba ilay endrika sy bika soa nananay dia very tery ilay antony nitiavana azy ka maty tery koa ilay fitiavana nangotraka, ary dia mitady hafa araka ny voalaza eo ambony. Raha tiana haharitra ny fitiavana dia io fitiavana io no tokony ho antonyitiavana ilay olona (arak'ilay hira efa taloha tsy tadidiko ny mpihira azy manao hoe "love me for a reason, let the reason be love"), dia mba asiana surprise foana ihany koa ê! ialana ny routine.

Tsy hoe efa tena manana traikefa be akory fa mba mizara izay kely fantatra ê! dia mirary soa.


20. sonwin ( 05/07/2005 11:05)
aiza aza i poupou hamaly ito dinika ito fa hainy tsara zany resa-pitiavana zany klé:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2906