Fitiavana maharitra

41. sonwin ( 06/07/2005 05:40)
dia lasa miodina ny amizay misy vola ny ankilany angamba
raha tsy ampy firaisana ndray dia lasa miodina any amin'ilay mafy toto ireny izy
raha tsy ampy kaly moa de miodina any amin'ireny tia mampirevy kaly ireny izy
42. cocorie ( 06/07/2005 05:54)
o ry! sonwin a! ka raha hiodina eo foana ve tsy ho fanina e!8-)
43. keviin ( 06/07/2005 06:50)
Tena tara zahz any kle nefa otran'ny mafinaritra le izy
mba tohizo ihany kalouha enaranay kle zay zao vao hiditra @ le fitiavana:P
44. fasaly ( 06/07/2005 14:14)
kevina:
de miodikodina eo alony zany elah e!
zay vao mahita ny tena fitiavana
anontanio tsara sonwin sy fijo...
45. lilbon ( 06/07/2005 14:16)
TY misy hevitra 1 mifampitohy @le hoe age de raison!
ny olona dia manana ny age de raison'ny avy tsi1 1!
mamnana raison anefa fa tsy hendry!
rahoviana no atao we hendry na sage ny oll 1?
"la sagesse est une route ardue que l'on chemine"
descartes!
46. lilbon ( 06/07/2005 14:23)
FA izao kosa !
ny olona milaza we tia maharitra de mety ho ankavitsiana !raha olon-tiana no resahina !
1)misy 3 ny crise andehanan'ny olombelona mandra-paha-tonga eo @hoe age de raison.crise de l'enfance eo @è taona
CRISE DE L'ADOLESCENCE EO @15 ANS EO HO EO!
CRISE EXISTENTIELLE manodididna ny 33 ans eo !
mandalo ireo ny oll tsi 1 1 ka
ka raha manambady alohan'ny 30 ans de avy eo mandalo crise faha 3 io de lazaiko fa henjana vao afaka ao!
47. cocorie ( 06/07/2005 14:57)
lilbon an! lalin-tsaina be koa ianao izany, sarotsa takarina be, mba hazavao kely r'ngaha, ary rahoviana ny crise de nerf, crise ara-toekarena,crise ara-pitiavana:?::?::?::?:
tolory tanana fa very, tena kirizy be za mantsy zao!rahoviana vo faran'ny volana???:oops:
48. fijo ( 06/07/2005 20:51)
cocorie,
io raha misy tsy ampy dia tsimaintsy hitady any ambadika foana ilay iray.
fasaly ,za tsy miteny hoe be vola mitafotafo,fa manambola.izany hoe mba hafaka ahavita ny ilaina.
49. zefalah ( 06/07/2005 23:35)
fijo..marina ny an'se..vola ,sakafo .firaisana.
nefa diso iany ra jerena akaiky..satria tsisy fiaramonina..finoana..fifanekena..fahatsorana.
fijo..amiko alo de le ntenen'se marina fa tsy ampy.
satria ny fitiavana anie zava-dehibe e..hoy ny namana etsy ambony etsy..
le hoe mifanampy @ lafiny rehetra..ny fitiavana mila fifanapiana..fa tsy hoe ny ilany fona no anampy fa le ilainy tsy mba anampy mihintsy!! ra be fitiavana tahakany inona azy ..tsy avita an'zany:hoe le ilainy iany no manampy fa le ilainy atory sy hilalao.
Andriamanitra nanamboatra any Eva mba anampy any Adam
ary Nanamboatra any Adama Mba anampy Any Eva.
50. keviin ( 07/07/2005 08:16)
fasaly aiza le hiodikodinana kle mba atoroy oe fa aza alefa any @ le mbola tsy hainay kle:P
zefalah ^:^
51. cocorie ( 07/07/2005 14:40)
fijo a! ka ny ol anie tsy mety ho afa-po e! tsy misy hafaka anome ze ilaina, dia hitady foana zany, tsy haharitra mihintsy io zany, mampitahotsa be le manam-bady koa, aleo ihany celibany, nefa ho vieille fille -dzay ve zany, aiza ihany ny lalan-kombana, tsit'e!:{:{:{ fanimpanina mihintsy
52. fasaly ( 07/07/2005 16:02)
mhafanina marina....
53. lilbon ( 09/07/2005 06:51)
cocorie aza sarom-piaro fotsiny wa de mandeh hoazy io !de mba manaova kou eny @sisiny refa manam-bady de amin'zay maharitra ny fitiavana zany hoe variée e!hahaha
androany hena omby -rahampitso hena-kisoa @herin'andro mba légume e!:-D:-D=))
54. dadabe ( 09/07/2005 09:43)
l'enfance eo @è taona
CRISE DE L'ADOLESCENCE EO @15 ANS EO HO EO!
CRISE EXISTENTIELLE manodididna ny 33 ans eo !
mandalo ireo ny oll tsi 1 1 ka
ka

ary ny crise economiques le?:-w:-w

lilbonn zah zao tsy mihinana henakisoa de ahona ??

fa zao klou e : tsy misy hafa tsy ny fifampiresahana milamina @ fo tony eo @ andaniny sy ny ankilany ihany no mampaharitra ny fitiavana
55. fasaly ( 09/07/2005 09:44)
libon:
ary rehefa mangahazo tetika????
56. dadabe ( 09/07/2005 09:47)
:-D:-D:-D:-D mafaitra zany
57. tia2005 ( 09/07/2005 12:26)
mateza rehefa mahay mifandefitra @ izay miseho!
58. poupounesana ( 09/07/2005 15:37)
mahay nareo kah!:wink:

fa indro kely fotsiny, vola hono d sakafo d firaisana! raha zany fotsiny v ry fijo tsy ho vety2 d ho leo?

tsy hoe mahay ah fa nampianarina ahy ireto raha tianao hateza hono ny fifankatiavana,

1-aza atao toy ny fanananao ny olon-tianao : vao azo kely2 d avela ao d tsy karakaraina satria heverina fa tsy hihetsiketsika ao intsony!(rien n'est jms acquis hoy booboo zay ery ambony ery!) io d tena lehibe mitsy io @ lafin'ny fitiavana! surpreniavo izy eh (mifona @le teny frantsay) : atolory rozy, na atolory hira (ary ovaovaina foana fa rah tsy fanaonao mitsy zany zao tena mety hahafaly azy tokoa)


2-fantaro zay zavatra tian'ny olon-tianao (ny passion-ny) na d tsy mifanaraka @zay eritreritrao aza, omeo fotoana izy atokany ho @zany, ary raha manasa anao izy hiditra @zany tontolony izany d aza mandà, aza manakiana ny zavatra tiany (na asany io, na ny fiarahany @ namany, na ny fomba fitafiny etsetra....)

3-rehefa misy zavatr tsy tantinao ataony d aza mampiasa ny hoe "enao" ohatra enao tena tsy miraharaha ana mitsy, enao miaraka @ namanao foana, enao tena tsy tia ahy mihitsy
fa ny zavatra "ressenter-nao aseho azy ohatra : tena malahelo b foana aho rehefa tsy mihaona elaela isika na Malahelo b aho rehefa misy oll miantso anao ka manjary hafa2 ny fihetsikao satria lasa lavitra b ny saiko...

4-rehefa mitady hisy ny routine, tairo izy rehefa tsy izy no mahita voalohany hoe hey! toa mitady ho tsisy étincelle tsony izy zany ah!

5- asehoy azy fa matoky azy ianao : tena zavadehibe hono io indrindra hoan'ny lehilahy.



59. fasaly ( 09/07/2005 16:59)
an han! papou hanao séansa kely any amindriko zà hianatra ka!
60. poupounesana ( 09/07/2005 17:38)
iza foana ary ty papou lazain'y fasaly ity! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2258