Fitiavana maharitra

61. fasaly ( 09/07/2005 18:02)
oay azafady, maika be za ny hanoratra hay moa poupou
azafady akia a! hihihi!
62. fijo ( 09/07/2005 23:46)
poupou wa mahay e.hoavy aho aky an.
cocorie an,tsy hita ve izay aleha???avy aty e.ndry manjakely io ve tsy ahafapo le?hummmmm
63. yonikafopl ( 10/07/2005 04:49)
poupou hummmmmmmmmm, sotra betsaka tam le torohevitra aky aaaaa:-*:-*
64. fasaly ( 10/07/2005 08:04)
fijo:
hiaraka ho any isika hitady an'i poupou hianatsa lay fitiavana be de ho any amy felicia ko amilay zavatsa be satria tsika mbola virja
65. poupounesana ( 10/07/2005 09:45)
za wa tsy mahay zany fa oll no niteny ana an'reo d mba nentiko teto fotsiny!fa tsy maninn fa alaivo ihany za d mba miarakamianatra any isika mitady mpampianatra e!
fa hay v fasaly sy fijo mitovy eh? ahan!
66. yonikafopl ( 10/07/2005 18:27)
fijo fasaly :lol:
67. mamzelkely ( 11/07/2005 07:49)
le fitiavana njay amikoan!! misy perode le ray tia be de le ray ôtrany tsy de mirarà de mivadibadika ôtrany zany fôna le izy de zay no mahatonga azy maharitra!!! fa normalement raha tena mafytsara le fifankatiavana de tsy tokony misy ho leo zany mitsy!!! le couple no mi-construire le fitiavana fa refa tsy atao zay zvt zay de ho lefo le izy!!!:°)
68. fijo ( 12/07/2005 22:06)
poupou an ie,izahay sy fasaly samy mbola izy de mba samy te hianatra be ko
69. fasaly ( 13/07/2005 11:17)
f'ita wa ry fijo, tena mbola mila mianatsa be mintsy zahay zao fa tena mijaly mintsy amzay lafiny zay sa ahoana hoy fijo?
70. fijo ( 13/07/2005 21:56)
izay mantsy,avy moa poupou mba ampianaro ny akama an.
71. poupounesana ( 16/07/2005 07:37)
nareo njay v no ampenarina eh! tsssssssss!za zao no tena mila ampenarina fa nareo ane mahay fa mody fanina eh
72. fijo ( 18/07/2005 22:22)
fanina ve izahay tsy hianjera e.avy moa poupou an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2049