Fitiavana maharitra

21. zandrikely ( 05/07/2005 11:06)
salama daholo
ra amiko dia tsy misy afatsy ny firesahana no mampaharitra io fitiavana io , matoa ny olona manomboka leo dia , mazava ho azy aloha fa ny olana tsy maintsy misy , ary ny fiarahana mamaha an'iny no tena hitako zavadehobe , ny fifandeferana ko moa zany tsy maintsy ao anatiny , manomboka leo ny olona satria efa niezaka ary nanao izay mety nefa ny ilany tsy mivaky loha fa ny azy fona , leo ny iray , ary io matetika dia tsy possible intsony ny firesahana satria ny iray ilay tsy mba niezaka dia ny azy fona no ataony , io anie ra ny fijeriko azy dia fianarana isan'andro io fitiavana io e , ka zay miezaka mandray sy manantateraka ihany no tafovoka fa zay mihevitra azy milay nefa tsy alehany dia eo no raisina e , lasa ny olona miova lasy fa leo
22. rsamfm ( 05/07/2005 11:20)
Salut daholo,
Amafisiko tanterake ireto hevitr'i Booboo ireto: mandefitra, miresaka, mihaino fa tsy mandre fotsiny, manao zay hambabo ny iraika foana (kaly, kolokolo vatana, (ampiako hoe sangisangy eto an!)...), mizara(activités iraisana, sorties en amoureux ndraindray (sans les enfants, bien sûr)...). mila havaozina isan'andro isan'andro.
Ary feheziko amin'ny teny tokana hoe : FIFAMPIZARANA, na SERASERA . Tena nanampy betsaka anay teo anivon'ny foyer-nay ireo rehetra ireo.
Avylavitra
23. lilbon ( 05/07/2005 12:10)
O ry zareo a!
isika tanora wa dia manana ideal tena tsara be foana .fa mbola misy ny tsy takatry ny saintsika betsaka .Misy aléas be de be zany fitiavana izany!
Aza de mitompo teny fantatra loatra isika fa tsy misy mahalala ny hoavintsika isika !
tsara ny manaja ny compagne, fa aza afangaro mihintsy ny
1)AMOUR
2°MORALITE
FA ZAVATRA 2 SAMIHAFA BE IREO !

24. mandrindra ( 05/07/2005 12:31)
marina ny lazain'i booboo no sady ampiako hoe mila fahalalahan'ny tsirairay, ny tiako ho lazaina dia ny hoe aza miaraka foana fa mba manana fiainana tsy hidiran'ny iray. Ohatra : mivoaka miaraka amin'ny namana, mandeha manao fanatanjahantena, mikarakara association .... Io fananana fahaleovana io dia mba hampinjoro ny mahaolombelona izany hoe tsy miankina foana.
Raha 100%n'ny fotoana ankoatry ny asa no iarahana aloha amiko tsy mamely e.
25. cocorie ( 05/07/2005 13:43)
Marina ny anao ry zandrikely a!
@ fitiavana ilaina ny fifampiresahana sy ny fifandeferana, nefa ny fitiavana tsy midika hoe: manaiky ny zavatra rehetra,@ fitiavana ilaina ny misaina sy mandinika fa tsy entim-po be fotsiny, indrindra ho antsika vehivavy, il faut raisonner,
Ilaina koa ny fifampitokisana, nefa tokony ho ao koa ny fanadihadina, fa tsy matoky bêtement fotsiny e!
Fa ianao ve lo ry zandrikely mba tena manaraka ireo sa be théorie fotsiny e!!!! henoko fa efa akaiky le raharaha, ary ??? mba hendry:*:^)
26. fasaly ( 05/07/2005 15:42)
amiko aloha raha vao ny monotonie sy ny rituelle no mitoetra eo amy couple de mora lefy lay fitiavana ary izay no mankaleo, ka marina ny lazain'i booboo sy chipie, mila koloina havaozina sns.....
27. xxx ( 05/07/2005 15:56)
Fa maninnn moa ilay fitiavana no ilaina maharitra? Ny voninkazo plastika no tena maharitra ela sady tsy mila karakaraina. :lol:
28. mandrindra ( 05/07/2005 16:07)
ny diamondra koa dia mandrakizay
29. chipie1 ( 05/07/2005 16:23)
xxxx > dia omeo ny voninkazo plastika zany le fitiavanao kou innn ndray ?:lol:
30. xxx ( 05/07/2005 16:43)
tsotra ré an : fitiavana, faharetana, fahatokisana, fa tena mety io an !! b de b ny zvt fonosin'ireo teny reo éé ! dia :)samy ahita ny anjarany avy oo ! :) mirary so oo !
31. ft ( 05/07/2005 16:44)
xxx:

Fa maninnn moa ilay fitiavana no ilaina maharitra? Ny voninkazo plastika no tena maharitra ela sady tsy mila karakaraina. :lol:



:-D dé asio plastika kou zany refa manao fitiavana enao fa mety aharitra!! hihihihi =))
32. akamatiana ( 05/07/2005 17:27)
:roll:
33. fasaly ( 05/07/2005 18:15)
message
xxx:

Fa maninnn moa ilay fitiavana no ilaina maharitra? Ny voninkazo plastika no tena maharitra ela sady tsy mila karakaraina. :lol:




xxx: ka rehefa izany de mangalà vehivavy plastika koa azae!

34. ft ( 05/07/2005 18:22)
fasaly: tsy atahorana hitsonika ve refa mamay?? ....
35. xxx ( 05/07/2005 19:20)
le plastika c fantastika :-*
36. booboo ( 05/07/2005 19:29)
:-D
37. fasaly ( 05/07/2005 20:05)
ft:
hitanao zany fa fantastik hono, poupée gonflante hihihi! sady tena maharitra no mety izay hanaovana azy!!!
38. fijo ( 05/07/2005 22:57)
fasaly an telo ny zavatra mifehy ny fitiavana
-vola
-firaisana
-sakafo.
rehefa hafa po amin'ireo sarotra ny miala.
39. akamatiana ( 06/07/2005 05:14)
kozy ve kle:roll:
40. fasaly ( 06/07/2005 05:35)
fijo:
ka raha tsisy vola zany de aoana,????
de miala maina zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0813