AZA EKENA RY NAMAKO FA NY TSY FAHOMBIAZANA DIA ANJARA!

1. miandrianao ( 03/07/2005 13:23)
Manahona,
Misy olona diso hevitra tsy haiko na izao no diso fahalala koa angamba fa ny anjara amiko dia tolotra
sady azo hatsaraina raha ara-bakiteny dia anjara ny maso hoatra ny mijery hazo hatraraina @halalan'ny solomaso na ny maso lavitra koa,fa ny fiaina ny olombelona ry namana dia miankina @safidinao foana
fa raha ny ratsy no hinoana sy ekenao fa efa anjarako
dia lasa anjara tokoa,ary raha misy hoy ianao ny anjara manery dia efa nisy safidinao teo aloha!
mbola hafa koa ry namana ny resaka VINTANA,VITA
(-ko -nao-tsika) ary koa ny tandrify fa raha tsy hisafidy hianao ara-bakiteny hinona ny hilana ny maso fa tsy aleo mandeha @tandrify koa,toy izany koa ny maso ara-kevitra.
AHONA NY HEVITRAO?
novalian'i pitchou ny 13/07/2005 11:38
2. booboo ( 03/07/2005 17:32)
marina zay.
3. ari.malala ( 04/07/2005 12:13)
tsy fahombiazana izany afaka arenina @ alalan'ny ezaka ataonao fa tsy we tsy nahomby de hionona we zay ny anjarako.
4. kally ( 04/07/2005 16:39)
Ie! ny tsy fahombiazana mety hadalanao no tsy nahombiazanao dia sahy hilaza marina ve hoe izay no anjara? Rehefa tsy nahomby ny teo dia diniho dia mitadiava fika vaovao indray.
5. fasaly ( 04/07/2005 17:36)
tsy arako mintsy lay sizé!!!!!!
6. ari.malala ( 08/07/2005 09:06)
enjeho @ rain express fasaly â! :)
7. pitchou ( 13/07/2005 11:38)
ka ny rehetra mitranga @ olona ange dia ny nataony ihany no niteraka azy e! dia lasa lahatra ilay izy satria succession na zavatra maromaro! noho izany afaka manova an'izay koa izy: ohatra hoe marary be foana ny masony isaky ny misotro dite, satria tsy alany ao anaty kaopy ilay sotrokely d manindrona ny masony, tena voalahatra tsara mihitsy fa tsy maintsy ho izay ny fandehany! fa raha ovainy hoe esorina tsy avela ao anaty kaopy le sotrokely dia tsy harary intsony ny masony rehefa misotro dite! raha tsy hoe angaha soloina zavatra hafa le sotrokely, ohatra hoe fourchette na hazo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4451